RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 56)
  • Auteur
    Posts
  • #22401
    Anonyme
    Inactif

    Tsaravoninahitra >>> mahagaga, misy mikitikitika foana ry zareo avy any.

    #22402
    Anonyme
    Inactif

    Raombana tokoa tsy nanamarika tsara ny reniny Rafondrazaka.

    Ravololondralambo hoy Raombana no vadin’ Andriantsimitoviaminandriana. Mahagaga marina ny tsy ananany ny anaran’ny renin’i Rafondrazaka, nefa razambeny. Sa fantatra fa tsy avoaka ?

    Dia tena hors sujet ve ny tsy naha zanakandriana na zazamarolahy azy fa andriamasinavalona ? Nefa tery ambony tery ianao ry Kaloy nanontany tsara fa maninona no tsy nahazo règne izy ? Raha mahavaly an’io nefa ianao dia mahafantra fa maninona no tsy nanjaka izy.

    #22403
    Anonyme
    Inactif

    Raha ny analyse-ko dia miankina betsaka @ tena renin’i Rafondrazaka ny tohin’ny tantara. Azonareo @ izay no tiako ambara.
    Raha tena fantatra ny reniny, origine reniny…dia mety afaka hi comprendre isika hoe maninona no tsy nomena azy ny règne fa nomena an’i Andriambelomasina

    #22404
    Anonyme
    Inactif

    Ka raha io voalazanao ioary arako tsara ny tianao ambara momba ny renin’i Rafondrazaka dia tokony tsy ho andriana zany anie ry zareo ve? nefa toa nangataka tany daholo ny andriambe refa hanambady

    #22405
    Anonyme
    Inactif

    Mijijy tena ianao ry Kaloy a. Izao ve ianao vao hiteny fa tsy andriana ireo, nefa Andrianampoinimerina , Ranavalona, tena sarotiny amin’ io resaka io nampakatra azy ireo tany an-dapa amin’ ny maha andriana azy ? Nahazo ny fianarana tsara ry totozy sy voalavo tany am-pita amin’ ny maha andriandehibe azy ireo … Sa tena diso ny tantara ? Sa kosa misy mitady hevitra indray hanatsipahana ny avy ao Anosimiaranimerina ? Mankanesa fotsiny any dia ho hitanao ny voninahitrin’ny miandalana ao.

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 56)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: