tany

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 31 à 35 (sur un total de 39)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21848
    tany
    Membre

    Ihanao hoa ry Mpijery dia tena loza mihintsy an…Mpaminany ve ihanao ity ?!!!…LOL

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21846
    tany
    Membre

    Ny tetiaran’ny tera-dRatsimihara sy ny fianakaviana dia eto ambany masoko, h@ ady lova. Raha mahalala tsara ny momba an-dRatsimihara ianareo dia ho hainareo vetivety fa tsy zanakandriana izy. Ary ny tera-dRavahatra dia vao miasa FANTATRA mazava ny taranany h@ fasany ilevenany sy ny fianakaviana taranany izay fanta-poko fanta-pirenena (ho an’ny mpihavana), ary fantatro manokana satria zanakolo-mianadahy Ravahatra sy ny raiben’ny renibeko, ary RASENDRASOA aleo ilay taranany mpandalo eto no hilaza azy ary Ravaozokiny indray koa dia ao ry zareo etsy ananona vao haingana no nisy maty izy ireo (indroa sa intelo nifanesy izay) ary fantatra ny fianakaviana ao.

    Asa aloha fa mba hazavao azafady ilay eny Ambivihy.

    Ratsimihara…..Ohatra: Ratsimihara n’ Vatobe ve io resahinao io raha tsy mahadiso , tompoko?. Misaotra anao.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21842
    tany
    Membre

    Izao anie no mampiome e!
    Misy ny olona miseo andriana nefa misy ilany hova. Ary matetika dia odina fanina ilaina toerana maha-hova na tsy dia resahina ireo havana amin’ny lafiny hova.

    Diso dia diso tokoa ireny olona ireny satria : Sady tsy an-tany no tsy
    am-parafara fa mitsingevaheva eny foana. Mandrora mitsilany.

    Inona moa no tokony aharatsy ny maha Hova rehefa izay ny sata nametrahan’A/tra ny tena?.Hilaza ny tenanao ho Andriana ihanao, ataon’ireo havanao Andriana fihomehezana , maty fosa ,ny eson-teny sy ny qualificatif « mpisavika » manginy fotsiny.
    Tsy milaza aho akory , sanatria hoe rava ny fihavanana an: Mpihavana (ary mety ho akaiky dia akaiky) fa ny sata no maha samy hafa azy.
    Aza asiana olana ny @ izany raha toa ka izay no izy.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21746
    tany
    Membre

    Satria ranamana tsy membre an’ny Jaky Mena ka. Ra vao tsy izy dia tsy maintsy mialona kely foana e, sady anga izy ity hidikidirana @ zao fotsiny ?

    Fanintsiana kely fotsiny:
    -Raha ny hitako tao anaty gazety indray andro, dia:
    -Niova ho Fikambananan’ny Teraky ny Manjaka ireo tao @ jaky mena taloha.( ny fidirana ho mpikambana ao aloha dia henjana…Tetiarana, vodivona etc…no alahatra fa izany resa-bola amin-karena sy grade izany kosa aloha dia tsy mampipika ny volomasony na dia kely aza….Tsy izany mihintsy ny rezatra ho entina hampideraina ao ..

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21743
    tany
    Membre

    Tena marina mihintsy ny voalazanao ry Mpijery…Aleo tokoa tsy roitina sy hitarina na koa hatao peta-toko fotsiny @ izay hitiavana azy ny resaka fa manjary misavaombaona tsisy ihafarany fa hitsingevaheva eny fotsiny.
    Tetiarana mazava @ antsipirihiny , miaraka @ ireo firantsanany rehetra ,tafakatra hatrany amboalohany ka mandrak’ankehitriny + vodivona na menakely no hampitahaina dia ho hita eo fa hazava tsara tokoa ary ho tsotra dia tsotra ny resaka : tsy hisy ny « alaharo » fa ny ho hita eo no hilaza azy.

5 sujets de 31 à 35 (sur un total de 39)
error: