Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 621 à 625 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21743
    tany
    Membre

    Tena marina mihintsy ny voalazanao ry Mpijery…Aleo tokoa tsy roitina sy hitarina na koa hatao peta-toko fotsiny @ izay hitiavana azy ny resaka fa manjary misavaombaona tsisy ihafarany fa hitsingevaheva eny fotsiny.
    Tetiarana mazava @ antsipirihiny , miaraka @ ireo firantsanany rehetra ,tafakatra hatrany amboalohany ka mandrak’ankehitriny + vodivona na menakely no hampitahaina dia ho hita eo fa hazava tsara tokoa ary ho tsotra dia tsotra ny resaka : tsy hisy ny « alaharo » fa ny ho hita eo no hilaza azy.

    #21746
    tany
    Membre

    Satria ranamana tsy membre an’ny Jaky Mena ka. Ra vao tsy izy dia tsy maintsy mialona kely foana e, sady anga izy ity hidikidirana @ zao fotsiny ?

    Fanintsiana kely fotsiny:
    -Raha ny hitako tao anaty gazety indray andro, dia:
    -Niova ho Fikambananan’ny Teraky ny Manjaka ireo tao @ jaky mena taloha.( ny fidirana ho mpikambana ao aloha dia henjana…Tetiarana, vodivona etc…no alahatra fa izany resa-bola amin-karena sy grade izany kosa aloha dia tsy mampipika ny volomasony na dia kely aza….Tsy izany mihintsy ny rezatra ho entina hampideraina ao ..

    #21747
    mpijery
    Membre

    Ajanony @izay lé discussion e! samy manana ny zakany sy ny tsy zakany dia samy mitahiry ny azy, fa aza mba tia manao ady atsanga ho’aho fa mampidina valeur izany. Misy hasina ange ny aloak’io vava io e! izay habetsaky ny any am-po no avoak’io, ka izay niveau-ny ambara no niveau ny tena rehetra. Tsy mba manana besoin hanambany an’iza n’iza izany ny tena, tsy fahatokisan-tena ny fanambaniana ny hafa.
    Tsy ny abetsaky ny taim-bava ange no maha-ambony e!

    O ry Tany a (M, Mmle Mme). Miangavy indrindra re aza resahana intsony ilay Tny M fa tsy anaovana pub akory satria fianakaviana mpitahiry sy tia miresaka tantara no mihaona ao dia izay.

    #21770
    Masina
    Membre

    « A force de parler le nom FANJAKAN’ I MADAGASIKARA,

    naîtront l’espoir du FANJAKAN’ I MADAGASIKARA,

    puis la nécessité du FANJAKAN’ I MADAGASIKARA,

    enfin le FANJAKAN’ I MADAGASIKARA renaîtra…

    #21782
    sox
    Membre

    Lazao dieny zao ary ny anaran’izany andriana izany raha tena mahay maminany nareo!sa pasteur Mailhol @2013?

5 sujets de 621 à 625 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: