Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 771 à 775 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22953
    Scientist
    Membre

    Mise au point kely:
    – Ilaina ny mahay tantara, ary harena ho antsika izany.
    – Ravalo aloha amiko dia tsy andriana satria ivelan’Imerikasinina ny fasany.
    – Amiko, na Andriana ianao, na Hova ianao, na Andevo ianao: ny fahedrenao, ary ny fahaizana amam-pahalalanao no hitsarako anao.

    Tadidiko fony izaho nianatra tany amin’ny lycée, nisy namako izay tsy Andriana araka ny tianareo, nefa izy dia tena nahay tokoa, nahay math physique,…..
    Ny lazaiko aminareo dia aza de mirehareha loatra amin’ny maha Andriana anao. Tsisy dikany io, ny ataonao no hitsarana anao.
    Izay manandra-tena no ahetry, ary izay manetry tena no asandratra.
    Aminareo ve zany de hoe ny Andriana no miditra ny fanjakan’ny lanitra?
    Tsotra ilay izy e, ilaina ny fahafantarana ny firazanana misy anao, fa ny fiheboheboana, sy ny fanambaniana ary ny fanaratsiana ny hafa no fadio!

    #22961
    tintin
    Membre

    Hun! zay ary… izay le tiako ho lazaina hatram voalohany fa eto refa mba milaza ny hevitra dia lazain’zalahy hoe andevo na hova e.Mankasitraka ry Scientist am le hevitra a.izay no maha forum ny forum

    #22962
    Anonyme
    Inactif

    Fa iza moa no niteny oe ny andriana mihebohebo sy manambany zany e ? Tsy valeur anay andriana zany. Humilité sy respect ny valeur anay andriana. Izahay andriana koa tsy mbola niteny mihitsy oe vendrana daholo ny hova sy andevo, ary tsy manakana anareo hianatra na hanana asa tsara izahay andriana. Ny zavatra tsy tiako fotsiny, ra za manokana aloa, dia ireo olona complexé satria tsy andriana izy. Rehefa sendra an’reny olona reny, de lasa masiaka aho, fa ra olona manana ny maha izy azy izy, sy mahay manaja ahy, de hajaiko koa.

    Aza matahoatra fa tsy ampijaly anareo akory izahay andriana, fa au contraire, mikarakara ny vahoaka ny tanjonay ary tadidio fa ny monarchie parlementaire hoatriny any Angleterre na Norvège de tsy manakana démocratie mihitsy. Jereo zao ny Angleterre sy Norvège firenena matanjaka sady milamina tsara.

    #22963
    Scientist
    Membre

    De inona moa zany ny fahefan’ny Andriana eto Mada? Mba nijery ihany aho fa tsy nahita.
    Mankaja tokoko ianareo Andriana, Iza avy moa no manaja anao amin’ny maha andriana anao rehefa mandeha eny analakely ianao?
    Misy hoe Andriana ve ao anaty Diplome anao?
    Rehefa mandeha avion ianao dia misy toerana voatokana ho anao Andriana Ve?
    Mbola miandry ny valiteninareo aho de mazoto ny miverina eto indray

    #22964
    tintin
    Membre

    O ry Scientist a!! fa nga toi mbola tsy nandeha avion? refa le andeha avion iny dia le vao eo @ enregistrement dia anontaniana ny firazanana dia rehefa hita sy voamarina tsara fa  » Andriana  » toi dia misoratra ao am billet-toi ny place ipetrahana. Ny andriana tompoko dia any aloha no mipetraka fa any mantsy tonga aloha à destination.

5 sujets de 771 à 775 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: