Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 776 à 780 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22966
    Scientist
    Membre

    De tena tsy manana raisonnement mihintsy ireto misora tena ho Andriana ireto.
    Tena feno lomotra ny sainy.

    Za aloha mandeha avion fa afaka miditra @ze classe tiako hidirana.

    De inona ao anaty ra ananareo andriana ary zany no mampiavaka anareo, mba porofoy!

    Ra azonareo atao dia alaivo ny fanjakana e! De hiankohoka eo anoloanareo daholo ny vahoaka!
    De midira ao anatirova! Na alaivo Ambohimanga.

    De mbola manantena ny hifampitafa aminareo eto indray e, Mazotoa daholo,

    #22969
    Anonyme
    Inactif

    Que les personnes qui se sentent rabaissées ou complexées à cause du thème de ce fil de discussion règlent leurs problèmes personnels par messagerie privée.

    Ce thread sur les andriana se veut instructif et convivial. Je ne tolèrerai plus aucune attitude inappropriée, tenez-vous le pour dit.

    #22991
    welie
    Membre

    Fa izao marina hoy aho e! Ianareo Andriana mpamonjy fetin’Andriana isan-karazany ve kay tena Andriana 100% (andriandray andriandreny) sa tsia? Sa rehefa misy ran’Andriana dia efa izy? Satria amiko tsy tokony hoe ny maha Andriana ihany no amboniana sy ireharehana refa tsy pur porc fa lasa otran’ny hoe compléxé zany amiko ny olona manao izany!

    #23011
    malabar
    Membre

    moi entre une andriana bete et moche et dieu sait k *** censuré *** et une roturiere belle et intelligente, y a pas photo j opte pour la beauté et l intelligence.

    #23015
    tsinjo11
    Membre

    malabar> Raha hova ianao dia normal be zany!
    Fa raha Andrina 100% kosa ianao dia tsy miombon-kevitra aminao aho:ny antony:
    « Ny hanambadian-kiterahana  » hoy ny fahendren’ny ntaolo ! Noho izany tsy maintsy ampandeferina ireny endrika ivelany ireny fa raha noho ny hatsarantare fotsiny na ny fahaizana no anambadianao olona iray ka tsy hitsinjo ny taranako aho dia tsy misy hafa amin’ny fitiavan-tena izany!
    tsy hisy hijanona eto mandrakizay nge isika ka tsy aleo ve ny taranaka no tsinjovana?
    Izaho manokana aloha dia tsy afeniko fa Ny tena reharehako dia ny fahafantarako fa nitazona an’izay kolontsaina izay daholo ireo razambeako rehetra raha nanambady fa raha tsy izany tsy toy izaho aho !
    Dia izao zao ve no andeha handrava izany kolontsaina izany ka izay hitako mamiratra eny fotsiny no andeha ho alaiko ho renin-janako?
    SANATRIA!

5 sujets de 776 à 780 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: