Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 626 à 630 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21796
    Masina
    Membre

    Andriamanitra no mifidy fa tsy ny olombelona !

    #21799
    trarantitra
    Membre

    Efa voafidiny fa amin’ny 17 Martsa 2010 izao Alahamady Fandroana no hiakatra ao Manjakamiadana ny Mpanjakavavy RANAVALONA IV , tera-behivavy avy amindRanavalona III , nataon’ireo mpanjanatany frantsay tsy vanona sy sahisahy tsy mifaditrovana sesin-tany. Mitsangana izao ny taranany mpandova azy fa ho voafafa amin’izay izay lasa ratsy rehetra !!

    Miomàna sy mifalia ry Ambanilanitra fa tonga ny andro firavoravona. Miverina ny fanjakana Merina. Trarantitra ny Andriana , mandrosoa ianao !!!

    #21802
    Masina
    Membre

    Andriana ray sy andriana reny aloha, fa tsy metisy hova na vazaha mihitsy !

    #21811
    Masina
    Membre

    Be no ho fanina satria mety tsy ho any amin’ izany teraky Ranavalona III izany mihitsy no ho fidin’Andriamanitra eo !

    #21815
    ambodirano
    Membre

    trarantitra > Amin’ity Alahamady 2010 izany hoy anao no hiakatra ao andRova ny Mpanjaka Ranavalona IV .

    Mba liana te-hahalala bebe kokoa izahay eto hoe iza marina moa izy io dia inona no fandaharampotoana amin’izany ? Efa afaka roatokombolana sisa manko izany 17 Marsa izany ! Mifanojo amin’ny daty hafa koa izy io sa fifanindrianjavatra fotsiny ? Eo ianao hamaly azy fa betsaka ireo mametram-panontaniana ireo eo aloha ireo !

5 sujets de 626 à 630 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: