Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 631 à 635 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21831
    Ampandrana
    Membre

    Slt andriana!
    Namerina namaky ireo voalaza tany aloha aho dia nisy thème anakiray izay somary tiako iverenana kely. Mikasika ny lokon’oditra. Ianao nilaza tamin’izay fa ny andriana dia fotsy. Misy ny miteny fa ny andriana dia somary manga, misy indray miteny hoe tsy marina izany.
    Amiko aloha misy mahamarina azy daholo izany arakarak’izay efa hitanao.
    Izaho zao efa nahita andriana fosty be ohatran’ny vazaha (namako akaiky) efa nahita koa izaho andriana somary manga misy koa andriazna mainty nefa dia samy andrimbe daholo ry zareo.
    Nisy pasitera iray izay sendra nandeha nanokana mpiandry tany amin’izany atao hoe Ambohitromby izany, atsinanan’Ankazobe làlana mande any Mahajanga. Gaga izy rehefa tonga tany fa ny andriana dia mainty sady vaventy no ginta volo. efa somry ry zareo. Ary ianao tsy mbola naheno hoe « mainty avo razana ».
    Ka amiko tsy dia ny loko-koditra no ahitana ny maha andriana.

    #21832
    Anonyme
    Inactif

    Ka amiko tsy dia ny loko-koditra no ahitana ny maha andriana.

    On est d’accord. Marina izany.

    J’avais juste réagi à quelqu’un qui disait ici oe somary manga daholo ny andriana. Faux !

    Misy andriana fotsy be, ary be dia be no fotsy. Donc, rien à voir avec les idées reçues de cette personne.

    #21833
    Masina
    Membre

    TAON-JOBILY: 26 jona 1960-26 Jona 2010:

    « Ary Hamasino ny Taona Faha-Dimampolo, ka miantsoa Fanafàhana amin’ny tany ho an’ny Mponina rehetra ao aminy; Jobily ho anareo izany… »

    (Levitika 25: 10)

    #21846
    tany
    Membre

    Ny tetiaran’ny tera-dRatsimihara sy ny fianakaviana dia eto ambany masoko, h@ ady lova. Raha mahalala tsara ny momba an-dRatsimihara ianareo dia ho hainareo vetivety fa tsy zanakandriana izy. Ary ny tera-dRavahatra dia vao miasa FANTATRA mazava ny taranany h@ fasany ilevenany sy ny fianakaviana taranany izay fanta-poko fanta-pirenena (ho an’ny mpihavana), ary fantatro manokana satria zanakolo-mianadahy Ravahatra sy ny raiben’ny renibeko, ary RASENDRASOA aleo ilay taranany mpandalo eto no hilaza azy ary Ravaozokiny indray koa dia ao ry zareo etsy ananona vao haingana no nisy maty izy ireo (indroa sa intelo nifanesy izay) ary fantatra ny fianakaviana ao.

    Asa aloha fa mba hazavao azafady ilay eny Ambivihy.

    Ratsimihara…..Ohatra: Ratsimihara n’ Vatobe ve io resahinao io raha tsy mahadiso , tompoko?. Misaotra anao.

    #21847
    mpijery
    Membre

    Fantatrao tsara fa samihafa ireo fa aza de mody manatsafa eo e! Olona kalazalahy io ve tsy hahalala izany e!
    Ilay iray direct, ilay iray zanaky ny mpirahavavy sa tsy izany?
    ilay zanaky ny mpirahavavy io raha ny fahalalako azy.

5 sujets de 631 à 635 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: