titiana

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Misy ve ny ody fitia ? #18643
    titiana
    Membre

    za kou efa nahita! vehivavy fantatro fa tsy namako!! ny azy kou nitadiavina satria izy le vhvv manindritsindry b reny.zao le izy ee: teny an_dalana le izy no niatomboka. nikotin’le lhl izy(atandroy) de sady nanopa le vhvv no nandrora, de tezitra le lhl de noraofiny le rora . ny ampitson’iny le vhvv nitady ilay bandy hatraiza!! de tsy mety hita le lhl de lasa adala le vhvv! tena lasa adala .de efa ela taty aoriana vao tonga le lhl de hitany fa nijaly le vhvv vao nalany le ody . de noteneniny le vhvv hoe « ataovy ihany ».fa tsy sahy tsony zao le vhvv !! mampalahelo sady mampieritreritra.

    en réponse à : ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh #18627
    titiana
    Membre

    za lou tsy d’accord @le mampirafy ee!! tsy mahalala zay tena tiany fa manao pute de luxe fotsiny!! sao de mba nymphoman???

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: