ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 19)
  • Auteur
    Posts
  • #17287
    falygerd
    Membre

    tsy haiko na misy sipa mahatanty hampirafesina fa za mbola tsy nahita, nefa anie bobaka be koa ny simpa mampirafy eh na dia hoefa manambady aradalana aza

    #18177
    Booboo
    Membre

    Sitrapo ny an’ireny e ary mahatanty izay ho vokany eo zareo matoa manao.

    #18289
    Anonyme
    Inactif

    izaho tsy mahataty ampirafesina fa mampirafy, tsy mety mihintsy aho raha tsy miaraka amina bandy maro au moins 3, angamba mety maladie ilay izy, tsy haiko

    #18291
    Anonyme
    Inactif

    za tena tsy pour @fampirafesana fa refa sendra ny oul tena tiana de tsy maintsy mande @io,

    #18304
    Anonyme
    Inactif

    io anie tsy misy hoe zao fa rehefa sendran’ny bandy na jo tia anao dia raikitra e fa milay io an

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 19)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: