ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

4 sujets de 16 à 19 (sur un total de 19)
  • Auteur
    Posts
  • #22334
    Anonyme
    Inactif

    tsy fahamatorana sy fitiavan-tena ary amavainan-doha ni famiprafesana.

    #22623
    ELI
    Membre

    Zavatra roa loha ihany no fototry ny fampirafesana dia ny hiran-dRatary V sy F:
    – Be rendrarendra sy mpanenji-damaody ramatoa dia tsy ampy azy ny vola omen-drangahy ka ny miodina sy ny fampirafesana no fika mba hitany.
    – Tsy ampy ihany koa ny fitiavana omen-dramatoa (tambitamby, safosafo, orokoroka, firaisana ara-nofo); dia mitady izany any amin’ny hafa rangahy.
    Ny ankoatr’ireo dia fitiavana hanao hadalàna na aretina raiki-tapisaka tsotra izao izay midika ho fijangajangana.

    #22624
    Anonyme
    Inactif

    de amavainam-body ko ry sipakeli a!
    Eraha-malala io zvt fa ratsy ary ny fakam-panahy de ratsy satria sarotra be ny miady aminy refa tena sendran’zay…….
    Za alou ts mahazaka fa za kosa manao ra misy mitapitapy @nah.Tonga de tamy @ angady sy ny arona.

    #22632
    Anonyme
    Inactif

    Raha ohatra kos ve vadinareo miova vhv fona ts mijanona mampirafy ts hampirafy ko ve refa farany io zan ref mifanaja de mifanaja e

4 sujets de 16 à 19 (sur un total de 19)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: