ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 19)
  • Auteur
    Posts
  • #18331
    Anonyme
    Inactif

    efa tarazo io ny any gasyé tsy misy mamenatra ny an’ny andrianampoinimerina aza 12 ha ! ha!

    #18626
    falygerd
    Membre

    izaho tsy mahataty ampirafesina fa mampirafy, tsy mety mihintsy aho raha tsy miaraka amina bandy maro au moins 3, angamba mety maladie ilay izy, tsy haiko

    de ahoana fotsiny zay izay bandy miaraka aminao izany tsy mahazo mihodina nefa enao mandeha mafy be hoatran’izany fa maninona raha mba havela koa izy hiodina de ny fiarovantena no atao mafimafy eh, fa raha bandy bobaka be zany no miaraka aminao andao asiana fanaovana fotoana de hitondrako kôfy maro be enao sady amle gros calibre daholo

    #18627
    titiana
    Membre

    za lou tsy d’accord @le mampirafy ee!! tsy mahalala zay tena tiany fa manao pute de luxe fotsiny!! sao de mba nymphoman???

    #19505
    Anonyme
    Inactif

    ianao zany tsy afapo @ vadinao ny tena marina zany hoe ny vadinao tsy mahavita ny adidiny, ianao tia mil*** be nefa ny vadinao tsy maharaka zay no mety ho antony fa raha tsara l*** ianao marina raha manana eritreritra hitady olona hafa koa.
    james

    #21957
    Anonyme
    Inactif

    fahotana zany rehetra zany raha tsy fantatrareo!satria ny olona raha vao maniry olona iray ao ampony @ hevitra fahavetavetana dia efa mijangajanga sahady ao ampony araka ny Tenin’ATRA!ianao raha mampirafy dia efa ao zay ilay fanahin’ ny fitsiriritana, fanahin’ny fijangajangana ary indrindra ilay fanahy mampanota!ny mahatonga ny olona ampirafy koa dia noho ilay antsoina hoe »DEVOLY MANAMBADY OLONA »!tena hafahafa @nao zany kanefa dia tena misy! io devoly io dé fantatra raha oh ianao manofy mifanoroka @ol na manao firaisana @ny na miaramatory @nao na misafosafo anao ao anaty torimaso! ary ny saina no idiran’io voalohany sy ny eritreritra! raha misy zavatra mitempotempo ao anaty kibonao ao indrindray dé zay ko no ahalalana hoe ao io devoly io!io no mahatonga ny olona mijangajanga sy mampirafy, matetika tsy araka ny sitrapon’ilay ol fa mandeha hoazy ka rehefa vita ny atao vao tonga saina satria latsain’ny devoly ny ao anaty eritreritra!sa tsy zany??ny olona itoeranio ko dé tsy mety mijanona @ ol 1 zany mintsy na dé efa leo anzan aza satria ny devoly dia manome fafinaretana anao @ voalohany mba ho sarotra ny miala @ny dé avy eo andevoziny @zay ianao!sao faly hoe mafinaritra izy zan!!misaraka @ olo tiny fôna ny ol misy anio ary misara-panambadiana mintsy aza!na mijaly ara-pitiavana satria mahatsapa fôna hoe misy tsy ara-dalàna zan fiainako zany!!diniho tsara fa azo discuténa tsara ny momba anzan sy fanalana azy!betsaka ny olona efa nafahana anio t@ alalan’ny vavaka délivrance fa tsy niverina intsony!zao lay olona manana vady hendry no tsy simban’ny fajangajangana ny fiainany fa milamina tsara!enao ve tsy maniry ny oh zan??(stephymada@gmail.com)

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 19)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: