Voir annonces



TRANO AHOFA ENY AMBOHIMANAMBOLA LOYER KELY: 120000ARIARY (600000FMG)/MOIS.
LIBRE A PARTIR 01/12/2016. Trano R+2 ka ny 2ème étage sisa no libre! ka ny ofany voasoratra etsy ambony dia par étage.
TSY MISY PROBLEME BRUIT SATRY BETON + CARRELAGE DAHOLO NY SOL.
Mitovy daholo ny isany chambre anatiny izay isaky ny étage de ahitana: 2chambres + sejour + 1 petite cuisine + 1 coin pour doucher.
Jiro, Rano itambarana, 2 Toilettes extérieurs communes. Et bon voisinage.
Contact Joseph: 0329251787 na ny mail: nandosymialy@gmail.com
VISITE TOTALEMENT GRATUITE TSY MISY MPANERA!!!!!!!

Envoyer un email à Joeph
0329251787