Actus

Une entrepreneuse malgache demande à Andry Rajoelina de ne plus se représenter aux élections présidentielles

Suite au lancement de la campagne présidentielle d’Andry Rajoelina lors de son forum des investisseurs pour l’émergence de Madagascar, Harivola Raharinosy, une entrepreneuse malgache et porte-parole des investisseurs Miaraka.com, demande au locataire d’Iavoloha de ne plus se représenter aux futures élections. Voici sa lettre.

« Taratasy misokatra ho an’ny filohan’ny Repoblika

Andriamatoa Filoha hajaina,

Zandry aho manoratra aminao rehefa naheno ny akon’ny fanoloranao ny PEM. Miala tsiny aminao fa tsy zavatra ohatra reny no iantsoana anao hoe ho « visionnaire ». Mifona tompoko raha ny dessin animé Madagascar no raisinao en référence ho fampandrosoana ny fizahantany eto amintsika. Ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny valanjavaboary (80% d’espèces faunes et flores endémiques), ny fanabeazana ny Malagasy mba tsy hanao tavy, ny famporisihana hanao vaksiny miady @ covid, ny tsy fandriampahalemana. Izany no réalités misy eto amintsika. Madagasikara no tian’ny olona ho hita fa tsy zavatra hafa. Aza fafana re tompoko lay identité antsika.

Singa iray io fizahantany io, zavadehibe, saingy ohatra iray ihany io.

Hatreto tompoko dia hita taratra fa tsy voafehinao ny fitantanan’lay firenena. Raha nampanantena ny vahoaka ampitovy antsika Rwanda sy ho sangany aty Afrika. Indrisy tompoko fa gidany aty Afrika isika.

Ny vidimpiainana efa tsy zaka intsony, ny angovo tsy mandeha @ zay laoniny, ny fanabeazana mahonena. Mampalahelo lay vahoaka tompoko fa mizaka ny tsieran’ny aina.

Mbola tsy tara re Tompoko, aoka zay. Raha nisy zavatra nataonay anao dia ifonana aminao. Fa kosa miangavy aho mba ialanao @ zay. Raha mbola rà Malagasy mikoriana anatinao ao na dia vazaha ara taratasy aza dia ndao @ zay tompoko. Tapero ny mandat anao dia aza milatsaka intsony na mitady hevitra anaovana mandat indray 2023.

Ampitiavana be »

S’abonner
Notification pour
guest

2 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Analyste

Elle a osé. Bravo pour cette lettre à Radomelina Halambahoaka, lui qui dit soutenir les jeunes, c’est bien que ce genre de tacle vienne de plus jeunes que lui. A bientôt 50 ans, il finira bien par comprendre.

MDRM

Je pense que Rajoelina fera moins de 10% aux prochaines élections. Heureusement pour lui qu’il a mis en place des triplons !

error: