VIDEO. Le cortège présidentiel se fait huer par la foule à Antananarivo

Selon son auteur, cette vidéo a été filmée du côté de Mahazo, un quartier d’Antananarivo, capitale de Madagascar. Toujours selon la personne qui a posté cette vidéo sur Facebook, il s’agit du cortège présidentiel d’Andry Rajoelina en train de se faire huer par la foule. D’après les commentaires, ce sont principalement des marchands de rue mécontents de s’être faits déloger de leurs trottoirs habituels. Mais peut-être y a-t-il d’autres raisons ? Qu’en pensez-vous ?

S’abonner
Notification pour
guest
9 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Manu

Prévisible ! Andry ne fait plus illusion. Cf la composition du nouveau gouvernement… rien de transcendant. Recherche cerveaux désespérément

Kibay

Cadillac, le fils Arena qui s’affiche avec sa limousine alors que le peuple crève de faim, CNAPS, Jirama et les mesures d’urgence annoncées par Rajoelina et jamais de suite, Air Mad, Bas Mangoky, refus des aides pour aider les sinistrés parce qu’ils veulent avoir toute la gloire pour lui, aucun velirano réalisé sauf les puces pour zébu dont tout le monde se fout, la liste des raisons est longue!

Brandon

Izao no alehany rehefa te-hifidy olona tsy misy ati-doha !
Tadidiko ilay vehivavy avy eny ambany tanàna sady mpivarotra amoron-dalana, mpomba an-dRadomelina ary nilaza an’izao talohan’ny nivoahan’ny voka-pifidianana ho Filohan’ny Repoblika : « Raha lany eo io, dia soloiko Oranzzz hatramin’ny kilaotiko « .
« Les nuls attirent les nuls », hoy ny frantsay.

James William

Mankasitraka ny filoha hatrany. Ilana discipline ny fiaraha-monina. Ampy izay ny gaboraraka.

Rakoto

Mila  » fitondrana » hentitra n’y firenena, fa tsy n’y « bordel » no avela hanjaka… Tsy n’y mpivarotra mibahana n’y lalan’ny mpandeha tongota no ekena fa mety…

Riri

Ho atao toy ny miami hono i madagasikara nefa ny mponina ao aminy aza mahantra velona ny 90%. Mila manova toetsaina koa isika malagasy e! fa tsy hoe anaovan’ny olona fanantenana pokaty sy omena vola 5000ar de roboka.

Mac

Ianareo izay tsy faly amin ny fandaminana sy fanesorana ny mpivarotra ireo dia olona tsy vovona hivotra maintsy fa olona voretta zany nareo, avelao ny ben ny tanana iasa fa aza elingelenina izy fa tombotsoa ho antsika daholo io ary mba alefaso lavitra ny fisainana fa aza de arefarefa am tany ry zanaky dada

Razafimanantsoa

De toute façon tsy ny Malagasy rehetra no tsy te hivoatra fa ireo izay te hiaina amin’ny fahalotona. Drôle de mentalité. Nefa vao mahita olona madio dia hoe vazaha. Tientsaina tsy hivotra intsony fa avelao haloto ao reo Président. Tsy menatra ve ry zareo sa tsy nisy mampianatra fa ny territoire fandehananny olona fa tsy hivarotana faly mitsikera fotsiny. Tena magagaga nefa izay tonga eo tsy mahavita.

mpijery

Fa heverinao fa oe mpivarotra fotsiny angah reo? Misy olona tsotra reo tompoko, de ny ensemble no hatao oe vahoaka! Vahoaka tsy faly @ politique maloto eto, ka zao sisa ary tsy ho ela dia ho rava io fitondrana Rajoelina io!

error: