Un échange téléphonique musclé entre le Bianco et Claudine Razaimamonjy

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Publiée sur la page Facebook officielle de Patrick Raharimanana, et sur la chaîne Youtube du site d’information Sobika Mada, la vidéo ci-dessous est en train de faire un énorme buzz sur les réseaux sociaux.

Selon son auteur, elle relate un échange téléphonique (extrêmement tendu) entre un agent du BIANCO (Bureau Indépendant Anti-Corruption) et Claudine Razaimamonjy, la conseillère spéciale du président Hery Rajaonarimampianina impliquée dans des affaires douteuses. On vous laisse juger…

Source : Patrick Raharimanana

20 commentaires à propos de “Un échange téléphonique musclé entre le Bianco et Claudine Razaimamonjy”

  1. Resaka ampanajana,fanadihadiana tsotra,
    Nahona no miaka~peo tahakizao?!!!D mitombo ndray ny lazanao ramatoa aa!!Malaza ratsy

    • Ka tratra ka! mba gaga ihany aho @ le safidy nataon’i prezida ! zao ve no mba conseillère spéciale ? zay le oe qui se ressemble s’assemble hoy ny vazaha e!

  2. Rajao, si tu me lis, change ton entourage !!!!! choisis tes amis, t’as que des voleurs autour de toi, n’aie pas peur de les froisser, en politique, on se fait forcément des ennemis, faut assumer mon vieux!!!!

  3. « Zay anie no au pouvoir e, zay no au pouvoir zao !!!! potipotehanay nareo !!!! LELENA A »

    zany ve ny vavanao ry Claudine ?

    hataovy minan fatiny @ travaux forcés à vie ry Bianco sy SMM a !!!! potipoteho comme elle dit ! obstruction à la justice, menace envers un agent de l’Etat dans l’exercice de ses fonctions, afaka ampina tsara @ dossier any io! ko ra tsy Western izy ty ko !!!!

    • Hainao tsara mihintsy ny mandrangitra an-dramatoa Claudine an ! Mankasitraka Tompoko. Tena manalabaraka ny malagasy izao fihetsika hataon’io ramatoa io.

  4. Fomba fihetsika sy fitenin’ankotra vavy.
    Misy fitenenana amin’ny Psychologie manao hoe : « Les nuls attirent les nuls ». Tena izany mihitsy no mitranga ao an-dapa ao.
    Ny fitenenana ratsy dia manambara ihany koa fa tratra ianao ary tsy afa-miala. Ka ny teny ratsy no ampiasaina mba hahafahana mandositra ( manao fuite en avant ).

  5. F’angaha moa misy fonja eny Iavoloha ? dia raha eny ? fonjan’inona ? satria raha ny fahazoako azy dia teny amin’ny Fonjan’ny Vehivavy tany Moramanga ity Ramatoa ity no nafindra satria tsy mety aminy ny eny amin’ny Fonjan’Antanimora !!! Dia izao indray dia nafindra eny amin’ny Fonjan’Iavoloha ve zany izy ?

    • Naivokely >>>
      Ataoko fa tsy mananihany ianao fa tena tsy mahazo resaka fotsiny.
      Io fandraisam-peo io dia azo talohan’ny nidirany fonja. Any Manjakandriana izy ka, fa tsy ao Iavoloha akory.
      Ao Iavoloha fotsiny izy no « niasa » tamin’ny fotoan’androny.

  6. Omeo fahalalahana tsy misy fepetra ny fitsarana ary atsangano ny haute cours de justice ary sazio izay meloka rehetra eny fa na dia ny filohampirenena aza. Avelao hanjaka ny Etat de Droit ary mankasitraka ny asa ataon’ny SMM sy ny BIANCO

  7. NORMALE BE NY REACTION-NY AMIN’NY ZAVATRA REHETRA NISY TEO AMINY SY NIAINANY: « NGAH AZO TERENA NY FIHAONANA REHEFA TSY METY NY OLONA N’INONINONA ANTONY! » – « ZONY FENO NY MANDA TSY HIHAONA REHEFA IZAY NO METY AMINY. »

    REHEFA IANAO MI-PROVOQUER OLONA DE SAHAZA AN’ILAY OLONA NANAO IZAY NY VALITENY ANKATEZERANA AZONY(NA NISY TENINDRATSY TAO NA INONA;…). NORMALE BE NY AN’I CLAUDINE.

    tsy momban’izaniza aho fa kosa NA IZA IZY OLONA NIAINA NY ZAVATRA NIAINANY DIA METY HO TOY IZANY KOA NY FIHETSINY SY HATAONY. Zavatra hita amin ny fiainana andavanandro io: ohatra hoe misy miantso ianao, olona tsy fantatrao sy tsy mifankazatra aminao, miteny anao hoe mila miresaka, mihaona…, ianao efa sahirana ny fiainana niainanao…. ZONAO FENO NY MANDA TANTERAKA izay lazainy ary RAHA MIKIRY SY MIZIRIZIRY LE OLONA de NORMALE BE IANAO RAHA MANOPA, MITENY MAHARARY, …. azy.

    NY OLONA VENDRANA TSY AFAKA MANDINIKA SY MISAINA LALINA dia normale RAHA HANOME TSINY ANAO AMIN’IZAY FIHETSIKAO… fa izaho MILAZA FA TSY NY OLONA MITSARA KOA NO MIAINA IZAY IAINANAO KA HAHALALA IZAY FIJALIANAO, FISAHIRANANAO, NIAINANAO….!

    MBA AMPIASAO NY SAINA ary MANANDRAMA MANONTANY TENA HOE RAHA IANAO NO TEO AMIN NY TOERANA, INONA NO METY NATAONAO!?? – NA IANAO IO DE METY AFDAKA HAHALALA NY VALINY.

    « ATSIPY NY TADY ENY ANTANDROKY NY OMBY, ATSIPY NY TENY AMPONAO MAHALALA, TRAFOKENA OME-MEHERY NY AHY: AMBAVA HOMANA, AMPO MIERITRERITRA! »

    • MDR BE! Olona nangalatra nareo FOZA de mahaiza mionona fa tratra e! Mbola ho avy ny travaux forcés ange e 🙂 Obstruction à la justice zany fa tsy normal. Nareo mpangalatra sy mpamadika tanindrazana ihany no mihevitra oe normal zany. Mba misaina moa fa mbola aiza zany. Mbola be no ho tantezana atsy ho atsy ka miomana tsara fa any amponja no alevina ny fatinao, satria tsy maintsy higadra mandrapahafaty ra Claudine sy ny complices rehetra! Il est temps de developper Madagascar et de virer tous les corrompus 🙂

    • @ Andriniaina >>>

      Ny olona misy ati-doha dia tsy mba mamaly toy ireny nataon’i Claudine ireny. Na inona na inona zavatra niainana.
      Io zavatra niainana io indrindra aza no tsy maintsy manosika anao handanjalanja sy handinika tsara ny zavatra lazaina. Fa tsy manaotao foana toy ireny.
      Ireny fomba famalin’i Claudine ireny no taratry ny foto-pisainana tsy mirefarefa amin’ny tany akory , fa tena efa any ambanin’ny tany mihitsy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*