Must see

VIDEO. L’avis d’un expatrié sur la mentalité des Malgaches d’andafy

Koto Lilahimahitsoambo est un expatrié malgache résident en Suisse. Il s’est fait connaître grâce à ses vidéos postées sur Facebook, où il donne son opinion bien tranchée sur des sujets divers, entre actualités, politique, problèmes de société, religion et musique. D’un côté, son style direct dérange une certaine frange de la population malgache. Et de l’autre, ses 15000 followers reconnaissent la véracité de ses propos et l’encouragent à continuer ses vidéos. Dans celle-ci, il traite de la mentalité de la diaspora malgache. Qu’en pensez-vous ? Reconnaissez-vous certaines personnes de votre entourage ?

S’abonner
Notification pour
guest

20 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Izy

L’ingratitude des malagasy, ne m’en parlez pas! c’est la même pour les gasy de madagascar. Moi meme j’ai déjà aidé quelqu’un et maintenant qu’elle a trouvé un emploi très bien payé, lasa manambany be anah ndray izy. De gaga enao. Lasa tsy mpinamana tsony zao zay fa tena trop be. De avy eo nefa izy nangataka oe hindrana vola maika be hono! za tsy nanome fa sao tsy averina eo akory sady le toetra efa haiko.

Lara B. Durot

Moi c’est une des filles de ma soeur qui m’avait demandé de l’aide à l’époque. J’ai osé lui dire qu’elle me doit peut-être quelques maintenant qu’elle a la tête sortie de l’eau. Elle m’a traitée de folle, que je devrai avoir honte : fa efa hazo amorontevana, refa manome oe de tokony tsy hitady famerenana – je lui ai juste qu’elle aurait pu me donner de ses nouvelles de temps en temps … Ben non … pourquoi … C’est que comme on dit chez : vola adala-tompo ny ahy. Elle est fière d’avoir pu en profiter sans se soucier de rien .

Ellena Padenom

Manaiky tanteraka zay lazainao. Isika samy malagasy dia tena raciste entre nous. Zay any am- piangonana aloha dia tsy haiko. Je suis athée à 1000% ary anisan’ny tsy hidirako fiangonana ary tsy hiarahako @ association gasy eto Frantsa dia io fihatsaram-belatsihy sy io fosafosantsika malagasy io. C’est vrai, isika malagasy tena ingrat. Malgré notre culture de base, tsy mahay mankasitraka. Tsy mahavaly babena. Merci Koto pour toute cette vérité et cette franchise. Je suis d’accord à 100%.

Lara B. Durot

Za de eo anivon’ny fianakavina any Madagascar, t@ ankizy zanakin’ny mpirai-tampo no misy be vava refa afaka @ fahoriny izy : mahasahy miteny oe : efa hazo amoron-tevana , etsetra etsetra ka miteninteny fona, ny olon-kafa mo tsy mahalala izay vitanao taminy, fa ny tena tsy de be tanisa na mitanisa resaka ! Zana-drahavay io … Ny mpiara mifanerasera ato Frantsa sasany torak’izany : tsy mahafantatra anao akory de … mahasahy manaratsy …

Brandon

Ny gasy samy gasy dia manana toetra ratsy dimy : tia tena, tia kely, be fialonana, ory hava-manana ary matin-kena-maso.
Tsy sahy manao an’ireo amin’ny vazaha anefa izy, satria matahotra. Hany ka vitsy ny gasy no tafiditra amin’ny milieu vazaha, indrindra fa eto Frantsa.
Ny ao amin’ny FPMA indray dia « foire » ny ao. Ny fosafosa, ny resaka marabout, ny fifamelezana, …sns … no manjaka ao.
Mandreraka ny ankamaroan’ny gasy aty Andafy. Soa fa tsy izy rehetra. Ny olona tsara dia tsy hitanao any amin’ny fivorivorian’ny samy gasy. Manao fivorian’alika manko ny ankamaroany ka ny orokoro-body no betsaka.

Ikala

Marina tsisy azo kianinana ny lazain’i Koto. Fialonana no manjaka amin’ny Toe-tsain- tsika gasy. Za moa de efa voa namako akaiky zao inona no tsy nataoko taminy néfaste ianao ndray no fosainy sy vadihany. Isakin’ny mifankahita de hifosa olona fa ts mba miresaka zavatra hafa hampivotra. Naleoko mitokana fa mandreraka be.
Brandon misaotra amin’ilay Oham-pitenenana @ lay manao viroriana alika

Thomas

Marina b mits n’y voalazanao. Ny gasy Tia manao tohatra n’y namany. Ny fivavahana entina anafenana n’y hypocrisie. Zany ny maatonga anà discrète @fiainako. Tsy miavona zà fa mitandrina. Mataotra gasy. Tsy miditra association gasy. Tsy makany am, piangonana gasy. Diso mitandrina lotra ngamb d lasa ataon’ny gasy oe : miseho milay. Zà tsy Mila problem aty an, tany lavitra aty. Manana namana gasy zà, fa mifidy sady tsy miaona matetika. Tsy mifapitakosona. Ampy à zay sady mety amiko. Misaotra Koto a….

RAHARIJAONA

Otran’ny olona rehetra ihany io,mila fidiana zay olona ifaneraserana,raha izaho manokana aloha dia tena mifandray @ gasy ,mifanampy sns hatrany la reunion Ka hatraty métropole ary ao daholo na côtiers na merina,ny ankizy sasany mande vacances ao aminay mintsy fa tena mbola tsy nisy olana aho Ka aoka mba tsy hampitoviana daholo ny olona rehetra

Thomas Claire

Tiny enao satria manaraka n’y sitrapony. Une fois essaies de dire non et tu verras……..

Belmondo handry

Zay hoa .fa ty rangahy ty tena mauvaise fréquentation mihintsy no problème-ny lol.sady tsy nandinika lalina by toetran’ny hafa toy ny fantasy ny sinoa ny amerikanina ny arabo sans…fa tonga dia manaratsy faobe lol.. amiko dia maivana be .manambany ny fiaviany. Sy ny mpiray tanindrazana aminy. Olona tsy Ampy folo no notanisainy teo. Miaraka @ ilay hono io an lol be

Andry

Misy ny Malagasy manana ireo toe-tsaina ratsy ireo ary indrisy fa mihamitombo ny isan’izy ireo amin’izao noho ny tranga maro miseho eo amin’ny fiainana amin’izao fotoana izao. Fa tsy ny Malagasy rehetra akory no fangolika arakin’ny filazan’ny maro eto. Please don’t overgeneralise the case. Mandiniha vao miloaka.

Thomas Claire

Enao eo vo miteny fa miamaro n’y olon’dratsy. Ra oahy manokana d tsy manampotoana anavahana n’y ratsy s’y n’y tsar n’y tenako. La solution la plus intelligente c’est de faire attention. Attention car les moutons reviennent tjrs sur la montagne….

Steeve maniry

Tena marina mihintsy io.gasy samy maka hoazy io aty an dafin n’y fiala aty samy2maka hoazy eny fa ny resaka fiaingonana aza mifidy 2 ny mopera s’y pasteur diaspora sy ny resaka ambasady zany mo de manginy fotsiny jereny ambony ambany ianao vo resahana raha hire saka izy n’a hoe mbola maika nefa n’y toerana misy ambasady Gasy lavitra ny tena miasa tsy Afaka hivezy 2 matetika ny resaka fikambanana Gasy zany mo de loza za.de.tsy mandeha ntsony fa ne fialonana s’y mijery ambony ambany mampalaelo toen tsaina isika Gasy nefa nahay niara Nirona t@ Barea

Onia

Connait toi toi même

Han Rousset

Tena marina izany ralahy, ka ny tena mampalahelo angaha dia ty ry zareo mifampifosa any am’piangonana…mampalahelo sy mahatsiravina..

Sauvage

Moi ,j ai tout simplement eu ma dose du malgache de France.Idem pour les comorien, cette mentalité inculquer depuis fascinante, à disparue une fois, je me suis vite désintéressé de les fréquentes , je ne peux plus les voir

Tiako Dago

io toetra io angamba tsy ny gasy andafy ihany fa ny majorité an gasy mintsy, soa fa mba misy ihany ny exception fa saingy vitsy kely

inconnuto

tsy de ilaina firy le mifanakiana fa ref tong saina de aleo miezaka ny miova.

Tahiry Ralisa

Tena marina mihitsy ry Koto a.Misaotra betsaka anao.Aleo tsy manatona an’ireny association ireny fa tena loza ireny.Dia manao fiangonana gasy etsy sy eroa koa ny gasy nefa mivavatra no aleha ao fa tsy hivavaka.Mitovy tsy misy hafa @ilay assiciation ihany no atao ao e.Ny tilikambompiangonana ihany no ataoko repère. Rehefa tsisy gasy ao dia ivavahako.Tena tsy tokony ho gaga raha mivadika finoana mihitsy n’y olona an

RAKOTOVAO tanjona Niry tiana

Aza manantena Valisoa @’izay nasianao soa inaoa izany mihitsy.
Ary izao ko aza adino refa manao soa ianao dia tano ho anao mangingina fa aza amahafantarina na @’iza na @’iza en rout les cas aloha tsara le video merci pour le partage

error: