Actus

VIDEO. Un point sur le projet de réhabilitation du Rova d’Antananarivo

Où en est-on avec le projet de réhabilitation du Rova d’Antananarivo ? Le point avec ce reportage par nos confrères de 2424.mg. Pour rappel, le palais avait été incendié le 6 novembre 1995. Les travaux de réhabilitation avaient commencé sous Marc Ravalomanana en 2006. Mais à ce jour, il reste encore 20% de travaux à achever.

S’abonner
Notification pour
guest

5 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Brandon

Raha tsy Andriana no mitarika ny asa ao Anatirova, dia tsy mety mihitsy io. Miresaha amin’ny Antenimieran’ny Andriana Merina, fa ry zareo no mahalala ny amin’io, fa tsy ny eny Ambohimalaza akory.

niry

D’accord avec vous.

Prince of Mada

Ny Andriantompokoindrindra Lahimatoan’Imerina, avy ao Ambohimalaza, Tompon’ ny Tranomanara, Tompon’ ny Tranomasina, ary Tompon’ ny Tranofohiloha, razambe niandohan’ ireo Mpanjaka Merina, ary mitarika ny Fiombonamben’ ny Andriana eto Imerina, raha tsy fantatrao….!

Brandon

Tsy lahimatoan’Imerina ny eny ka. Fakàna vehivavy atao vady angaha ka tsy mifaka aho.
Ny Lahimatoan’Imerina dia avy eo amin’ny toerana niandohan’ny Fanjakana teto Imerina. Fantatrao ve io Toerana io ? Raha tsy hainao, dia hanontanio ny Antenimieran’ny Andriana Merina.
Raha tsy hainao io Vovonan’Andriana io, dia hanontanio an’i Ndriana Rabarioelina fa fantany.

Elie

Ka io Prince of Mada io manoratra io ve tsy le oe Ndriana Rabarioelina avy ao Ambohimalaza ao ihany e? Rangah tsy hay oe ahoana fa de tonga de autoproclamé prince. Nefa izy ve mba manana légitimité @ zany titre oe « prince » zany? Aiza ny généalogie mba jerenay e!

error: