Actus

Communiqué conjoint entre Marc Ravalomanana et Hery Rajaonarimampiana

Les deux anciens présidents Marc Ravalomanana et Hery Rajaonarimampianina se sont rencontrés récemment à Paris. D’ailleurs, leur photo en train de se serrer la main a fait le buzz. Mais quel a été l’objet de leur rencontre ? Pour le moment, ils ont juste publié ce communiqué conjoint (voir ci-dessous) mais on attend de voir la suite.

Marc Ravalomanana et Hery Rajaonarimampianina. Photo : Facebook.

S’abonner
Notification pour
guest

8 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Ben Amady Rotet

Mampalahelo ianareo 3 samy tsy d origine legitime racine malgache ary tonga tsy ampy 300 taona sasany ary sasany tsy ampy 250 taona efa taorinany 1750 sy 1850 sasany dia lasa miady teh himalo firenena malagasy anaty continant afrique..sasany tsy mila mianatra dia teh henoin olona teny sasany hotrany chinoa hotrany Ratakama mexique dia teho henoin olona gasy razana racine malagasy teny…moramora anareo

Pfff

encore vos délires, on est là depuis le 4ème siècle après JC, et vous, on vous a importé comme esclave alors fermez là, on etait là avant vous!!!!! raciste va!!!

Ben Amady Rotet

Madagascar dia nosy afrique ary 300km miala afrique de l est ary efa misy profo dieny 11000mile taona olombelona ary efa nisy mpanjaka 3000 taona talohan ny jesosy vita reconnaissance ary nisy koa 500 taona talohan ny jesosy ary nisy koa 400 taona taorinany jesosy ary nisy koa reconnaissance ny mpajaka taona 700 sy 800 sy 1200 ary cristophe colombe 1450 ary allemang 1650 ary hollandais anglais 1690 ary françe 1855 ary colonnisation 1905 no nanova capital tananarivo ..dia mahay tantara marina ny vahoaka tena origine malagasy…ankoatra ny foko afrique dia notaterina n olona niditra madagascar fa tsy tonga tonga fahatany

Pfff

marary saina ianao fa andana mijery psy

Mirana

Rehega tsilany amin’ny fifidianana i ravalo Dia lazainy fa misy fona n’y halabato . Tsy Adala n’y vahoaka , fa matoa Antananarivo tsimila anao s’y n’y antokonao Dia diso fanantenana . Capital feno fako , tsimaha te Hotia . Very hasin’ n’y tanana . Feno otrik’aretina . Tsimahavitazy . Amin’ny rariny raha niova n’y vatonareo . Vahoaka Mila fivoarana ,madio ,fahasalamana, filaminana , i Bains indray Zao no andraindrain’ny vahoaka . Veloma ry neny lalao.R8

menalamba

Resaka ny mpinono drako hely ny anao ry mirana à! SemPory ny volo be ka tsy mahita ny marina kkkk

insoumis

zao a! misoratra tsara io oe mahatoky ny mpitsara izy mitsam!!!
DONC aza mimenomenona ary fa ny HCC sy ny tribunal administratif tompoko de efa vaovidy daholo ka piège ho anareo ihany io oe mahatoky mpitsara io!!!!
hoatriny t@ 2eme tour ihany io e, nahatoky HCC Ravalo, kinanjo, hahahaha !!!!! Jean Eric Rakotoarisoa efa nahazo vola be, qu’est qu’il croit le Ravalo ????
Ravalomanana zany vendrana e, il n’a jamais su tirer les leçons du passé, il est toujours aussi naïf!!!!
Vous allez voir que le tribunal administratif va tout rejeter, azo raisina fa tsy mitombona, adino sahady angah no oe mahatoky mpitsara???
Si vous voulez que Andry dégage, il faut descendre dans la rue avec le peuple, ou le faire éliminer par un militaire ou mercenaire, mais ne comptez pas sur le tribunal administratif

Brandon

@ Ben Amady Rotet :
Ary toa tsy misy dikany foana izay teneninao e ? Sady tsy mahay manoratra teny Malagasy ihany koa. Ataovy amin’ny teny Swahilli na Arabo rehefa tsy mahita holazaina !
@ Mirana :
Toa hoe lany hono, hoy ny CENI, i Naina Rabesahala Zanamalata, gasy taratasy ? Eo @ 48 % eo ho eo ! Izany hoe, 100 – (48 x 23 %) = 89 % eo ho eo no tsy nifidy azy ny mponin’Antananarivo. Vao manomboka dia naloan’ny vahoaka ny anao. Ny fako indray dia lazao i Rat-Jo-Hell hiteny ny Ministeran’ny rano mba hanalany an’ireo, satria azy ny SAMVA fa tsy an’ny CUA araka ny Lalàna navoakan’ny foza orana. Midika izany fa tsy mahavita azy ny voalavo toa anareo. Tsy tian’ny vahoakan’Antananarivo ianareo satria 11 % fotsiny no nifidy anareo. Dia io minorité io no dradradradrainareo fa majorité. Ianareo Rehetra Dondrona (IRD) tokoa.

error: