Must see

VIDEO. Une émission télévisée sur les îles éparses avec Raymond Ranjeva

Comme nous l’avions déjà évoqué précédemment, Raymond Ranjeva est LE spécialiste indéniable sur les îles malgaches de l’Océan indien (ex îles éparses). En novembre 2015, l’ancien vice-président de la Cour internationale de Justice (CIJ) avait été invité par RTA dans l’émission « Salangalanga » pour parler en détail de ce dossier épineux qui oppose la France à Madagascar. Une vidéo très instructive qui répond à pas mal de questions.

S’abonner
Notification pour
guest

2 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Brandon

Ny hany mba tiako ho lazaina dia ity : fa maninona ilay mpanao gazety vehivavy no tsy manaja ny tenin-drazany, fa manao copier-coller ny an’ny vazaha ? Sa tsy mahalala na tsy te-hahalala ny fomba Malagasy noho ny resa-bazaha momba ny « genre  » ?
Hoy izy mantsy : « An-kafaliana Tompokovavy sy Tompokolahy no … « .
Nadika fotsiny io avy amin’ny hoe :  » … Mesdames et Messieurs … « , satria fanajana ny vehivavy io, hoy ny vazaha. Dia manaiky io mpanao gazety io hoe : Oui, M’sié « , ary notanterahany ny fombam-bazaha. Mampalahelo !!!!
Misy antony ara-kolontsaina ny vazaha raha miteny toa io. Tokony ho fantatrao Ramatoa mpanao gazety fa ny fiaraha-monina frantsay dia miankina amin’ny lahy ( société patriarcale ). Ary tany Frantsa dia nisy ilay atao hoe « Loi salique » izay tsy mbola tena foana raha ny marina.
Fa ny an’ny Malagasy kosa dia miankina amin’ny vavy (société matriarcale). Izay ilay hoe  » Firenena « . Ary mbola avy amin’ny zanak’anabavy koa aza no hakana ny mpitondra ny « Fanjakana ».
Izany no antony hitenenan’ny Malagasy hoe :  » Tompokolahy sy Tompokovavy « , ho fanajana io rafitra miainga amin’ny vehivavy io.
Manantena ny Malagasy fa tsy hamerina io hadisoana io intsony ianao sy ny olom-bitsy sasantsasany izay toa miendrika bolokim-bazaha ( jereo ny tononkalon’ny Jean Narivony ).
Misaotra indrindra.

Malagasy

Marina zany. Dia tokony oe RABARY Lova va tsy Lova RABARY koa. Ny anarana aloa zay vao fanampin’anarana.

error: