EN DIRECT. Les Barea accueillis en héros à l’aéroport d’Ivato et à Antananarivo

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Aujourd’hui, les joueurs des Barea vont atterrir à l’aéroport d’Ivato Antananarivo. Un accueil magistral leur est réservé par tous les supporteurs malgaches et les journalistes vont couvrir l’évènement (voir les deux vidéos ci-après).

Selon nos informations, voici les quartiers qu’ils vont traverser : Ivato, Tsarasaotra, Alarobia, Ankorondrano, Antanimena, Analakely, Ambohidahy et Mahamasina. On souhaite la bienvenue à nos joueurs et on pense fort à Abel Anicet et Romain Métanire qui n’ont pas pu être présents car ils ont dû rejoindre d’urgence leur club respectif.

7 commentaires à propos de “EN DIRECT. Les Barea accueillis en héros à l’aéroport d’Ivato et à Antananarivo”

  1. Ny journaliste TVM hoa de vendrana tena vendrana!!!! tsy mahay manonona an BAREA akory fa de oe BAREAH hono!!!! Teny malagasy tompoko ny BAREA fa tsy teny frantsay ka andana aloa mianatra manonona tsara oe BAREA!!! TVM malagasy hono, sao de TVM Frantsay????

    • Tsy mahavita azy tompoko ny tompon’andraikitry ny filaminam- bahoaka @i izao vanim -potoana izao.
      Nanomboka teny Ivato ka hatramin’izao fotoana izao,
      Efa ho adiny 8 ora ve vao ho Tonga eto Mahamasina.
      Efa reraka ireo mahery fontsika nefa manampitrotraka ny tsy fahaiza -manaon’ny sasany.

  2. Ny olana iray koa, araka ny fahitako azy, dia ny fomba nitondrana ilay bandeau teo amin’ny handrina.
    Maro ny olona ( soa ihany fa tsy izy rehetra ) no nitondra izany ka ny maitso no ambony fa ny fotsy indray no natao ambany. Na ny bandeau-n’ilay Minisitry ny Serasera aza dia nivadika ambony ambany.
    Izay ilay ataon’ny Malagasy hoe : « mivadika atidoha » ( ny « tsy loha » no lasa « loha » ).
    Rahoviana no hiverina ny fanarahana ny fitsipi-pifehezana izay napetraka tamin’ny 2002 ary nanjavona tamin’ny 2009 ?
    Tsy tsikera fe-tsikera akory izao, fa ho entina kosa hanatsaran-javatra. Raha tsy mahay mandray tsikera manko, dia mivarina any an-kady ny lalana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*