Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana

Accueil Forums Politique et actualité Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 23)
  • Auteur
    Posts
  • #19421
    Anonyme
    Inactif

    Ra za manokana dia mahita fa tena niasa izy nandritra ny 5 taona nitondrany voalohany ary matoa misy ny toerana tsy nandroso dia ny mpitondra ao an-toerana mihitsy no tsy nihetsika. Mino aho fa vao maika hanao mafimafy kokoa izy @ izao manaraka izao satria efa zatra, tsy manaitra ny maro ary ve ireny fananam-pirenena mafy sady tsara nosimbain’ny sasany ireny,nefa dia tafariny ihany no sady afaka nanao zavatra hafa izy e! Mirary soa azy sy ho antsika rehetra e

    #19450
    Anonyme
    Inactif

    aiza ho aiza zao e? tsy mivoatra foana ny jirama !!!

    #19837
    Anonyme
    Inactif

    zah ko mahita oe tena mahamenatra B n prononciation an lery na francais na anglais!otrn ampitovin lery daol!tsy D rarahiko zay fitondrany fa tokon mba amboarinao kel zay Ra8 a!

    #20210
    Anonyme
    Inactif

    Rvalomanana Ve ?
    Enc*** lo lery sady sty miasa De privatisena ho azy ny secteur publique azo ato oe il fout lanarchie dans le pays et impose une dictature a son avantage ………Fuck Ravalomanana

    #20353
    Anonyme
    Inactif

    ravolomanana est un dictateur pire que ratsiraka tant pis pour qui sont au pays vous avez voté pour lui manamany rangahy a!

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 23)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: