Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana

Accueil Forums Politique et actualité Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 23)
  • Auteur
    Posts
  • #20354
    Anonyme
    Inactif

    il est mieux que Ratsiraka quand meme. Au moins Ravalomanana il a fait des choses.

    #20393
    Anonyme
    Inactif

    -Mafinaritra taloha
    -Tsy dia masosotra teo ho eo
    -Izy anie te hanao zavatra fa laozan’i Ray aman-dreny mitety firenena e!
    -ny maha samihafa azy amin’i Ratsiraka alo izy tsy tonga dia mamono f mampigadra; manao zavatra hitam-bahoaka izy na dia mba manao ratsy ihany aza olombelona anie izy e!
    -Fa ny grave dia i Président manao cravatte mena foana mariky ny ra alatsaka eto amin’ny firenena anie io Président e! sao dia io ary ny itovizanao amin’i Ratsiraka (boky mena, bulletin de vote mena)
    -Refa tena mivavaka dia mivavaha Ravalo filohanay a! Andriamnitra anie tsy sakafo ka fofonina fotsiny e! andramana izy dia hiainana
    _I Ratsiraka indray taritaritiko amin’ny tady mazaka ra miverina aty eny fa na dia ny fatiny aza
    -RAVALO Président tsara imason’ny olona MANDEVINTAY AN TSALAKA

    #21897
    Fanomanase
    Membre

    fa hoe i Pierrot Rajaonarivelo ndray zo no manaraka eo fa tsy lany eo tsony Ravalo e.

    #22037
    njakaRabiby
    Membre

    raha tiana ny hampandry fehizay ity nosy madagasikara ity dia tsy maintsy miverina amin’ny laoniny toa ny taloha ny fitondrana

    #22139
    Anonyme
    Inactif

    Amiko aloa, dia i Ravalomanana ihany no mba nahavita zavatra nahasoa antsika gasy h@ zao. Mino aho fa mbola tafaverina izy.

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 23)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: