Dehors Ravalo

Accueil Forums Politique et actualité Dehors Ravalo

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 27)
  • Auteur
    Posts
  • #20541
    Anonyme
    Inactif

    tsy fako no mahamaika ahoana lety e! ra té ihaina @ fako éla de probleme an là zany fa zay alou mila tanàna madio sao de makarary eo. zany marina ka kely saina ka!!!!

    #20543
    Anonyme
    Inactif

    MAY VOLOTRATRA VE… VAO AMPIASANA NY HERY MAMORETANA…DEMOKRASY KOA IZANY AN! AN! AN! … tsara be aloha ny fianana eto dago rehefa lasa mivoatra toy ny corée avaratra sy chine…nefa aleo hazava fa milà jadonà vao tafita ny hafatra an!an!an! tsy ho an’ny mpanohitra ny fivoarana fa ho an’ny tompo-pahefana sy ny vahoaka voagejany…Raitro ry raprezy fa raikitra io ary io ny lalana sy fahamarinana

    #20558
    Anonyme
    Inactif

    Je suis désolé de voir ce qu’il se passe à Tana. Autant, j’étais fier de la tenue du peuple en 2001/2 avec des manifestations monstre et sans casse, autant je suis désolé des attitudes de pillage et bruler. Les manifestants se mettent eux même au chomage ! Pas de maturité politique, ni de Marc ni de Tgv deux enfants qui se chamaillent et voilà la catastrophe ! Que va être la suite ?

    #20565
    Anonyme
    Inactif

    aleo alou ravalo ihany no eo e! ra i tgv no eo de tsy mahavita na 10% fotsiny ny zavatra vaotsangan’i ravalo iny fa vao maika aza potika daholo ny zavatra ao. Jereo ty izy manakarama olona mihitsy anao rotaka sns, mba misainà

    #20569
    Anonyme
    Inactif

    za kosa alou tsy d’accord oe miala lery e. Ary ahoana ndray ra ravlo ny président de i TGV ny premier ministre?

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 27)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: