Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
11/03/2010 à 12h23 #21899
mpandalo
MembreAmpandrana a ! Na hainao hoe aiza ny marorahin’ Imerinatsimo, dia manatasafa fotsiny ianao. Na tsy hainao, nefa raha manontany fotsiny ianao hoe aiza ho aiza ny no misy ny marolahin’ Imerinatsimo dia efa malaina izy ireo hamaly an’izany.
11/03/2010 à 14h27 #21901tany
MembreSlt « tany »!
Misy fotoana ianao nanoratra hoe ny zazamarolahin’Imerinatsimo dia somary foncé ny lokokodiny. Sika mba anontany anao izaho hoe aiza ho aiza aty imerina atsimo no misy ireo toerana onenan’ireo zazamarolahy ireo.Avy eny @ VODIVONA Fihaviako.
11/03/2010 à 15h25 #21902mpijery
MembreFaly miarahaba anao indray ny Andriana Tany, draidraidray dia mazava tsara aminay ilay vodivona e! Izay tsy mahafantatra aleo tsy hahafantatra any.
Ny atsinanana lavidavitra (misy roa be izao ilay vodivona any) + ny etsy ampita andrefana + ny etsy avaratra foibeny no nikambana manome ilay razanareo eo ambodivonanareo.
Tonga dia miharihary toy ny vay an-kandrina, aoka re marina ry Tany ah!Voaraiko tsara mantsy ny fananarana an-kolaka apetraky Mpandalo tsy hiresaka be loatra, tsy laitra koa ianao ry havana. Aza manahy ianao fa ny tompony hijanona ho tompony ihany.
Ilay fomba iraisana koa no mahavariana, ny tena Izy mifampi-reconnaitre fiandrianana foana, ilay tsy alehany milaza tena mivatravatra hoe: izaho andriana izaho andriana tsy mahatoky tena ary matahotra ny ho tsy ho eken’ny olona.
11/03/2010 à 17h30 #21906Masina
Membre» Le cycle républicain à Madagascar a été une suite de fiasco…au détriment du peuple. »
« La Chambre des Lords Malagasy seront l’apanage des Ampanjaka et Zanakandriana des ethnies qui définiront les grands axes patriotiques : Sécurité alimentaire, culture-éducation sport, service militaire, libertés fondamentales, défiscalisation, restaurer le climat des
affaires, adoption des lois, mégalopolisation historique de 3 zones geographiques au nord au centre et au sud. »» La vocation monarchique est une ouverture sans commune mesure pour une politique de justice sociale et favoriser paradoxalement l’émergence aristocratique d’une élite de prévention (conservation draconienne de la biodiversité et des richesses nationales), redynamisation de l’économie… »
12/03/2010 à 11h39 #21921Ampandrana
MembreFa manatsafaa ahoana izaho ry mpandalo a! mba te ahalala fotsiny izaho fa manatsafa ahoana. Ary inona moa no ampalaina an’iry zareo ilaza ny toerana misy ny zazamarolahin’Imerinatsimo.
Tsy mbola nanartsafa olona teto izaho fa mba te ahalala fotsiny e! Fa enao aza tonga de mi-juger anahako ho mpanatsafa olona izany ry « mpandalo » a. Sa enao sy « andriana » no efa mifamaly sy mifanatsafa eto sy atrary dia izaho no lazainao ho manatsafa, tsisy idirako ny anareo. Okay -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
