Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 646 à 650 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21923
    mpandalo
    Membre

    Oadary ry Ampandrana. Tonga dia raisinao an-tendrony koa izy izany. Tsy mitsara aho ka. Resaka milamina ny antsika fa tsy misy gidragidra.

    #21926
    tany
    Membre

    Fa manatsafaa ahoana izaho ry mpandalo a! mba te ahalala fotsiny izaho fa manatsafa ahoana. Ary inona moa no ampalaina an’iry zareo ilaza ny toerana misy ny zazamarolahin’Imerinatsimo.
    Tsy mbola nanartsafa olona teto izaho fa mba te ahalala fotsiny e! Fa enao aza tonga de mi-juger anahako ho mpanatsafa olona izany ry « mpandalo » a. Sa enao sy « andriana » no efa mifamaly sy mifanatsafa eto sy atrary dia izaho no lazainao ho manatsafa, tsisy idirako ny anareo. Okay

    Io Pseudo entinao eto @ forum io ve dia tsy ahalalanao ny momban’iny Atsimon’ Imerina iny, sa midika ho les 2 Ampandrana de Tanà io?…à savoir: Ampandrana Est et Ouest ?.

    Ary aza mora sendaotra @ Mpandalo moa ihanao e…..Signes de ponctuation tsy napetaka fotsiny no nampiavaka azy.

    #21927
    tany
    Membre

    Faly miarahaba anao indray ny Andriana Tany, draidraidray dia mazava tsara aminay ilay vodivona e! Izay tsy mahafantatra aleo tsy hahafantatra any.
    Ny atsinanana lavidavitra (misy roa be izao ilay vodivona any) + ny etsy ampita andrefana + ny etsy avaratra foibeny no nikambana manome ilay razanareo eo ambodivonanareo.
    Tonga dia miharihary toy ny vay an-kandrina, aoka re marina ry Tany ah!

    Tsarava ihanao Ny Andriana Mpijery….Zendan’ny talentanao ary MIHAIKY ny fahaizanao ity resaka ity aho…Azoazoko an-tsaina fotsiny teo alohaloha teo ary tsy ho diso angamba aho raha manontany kely anao hoe: Tsy manao configuration triangulaire ve ny vodivonanao, ny an’ny vadinao ary ny ahy?…Mino aho fa io no izy….J’en s8 convaincu.

    Tena BOUSSOLE velona ihanao ity marina mafy……Chapeau !!!

    #21929
    mpijery
    Membre

    Sarasara ianao rahavako, hamaly kely aho satria toa malahelo kely ahy ianao.
    Miodina etsy eo rainao, miodina ary eo reninao, tsy afaka fa mifaningotra foana e! Avaratra, atsinanana, atsimo, andrefana, havako avy @ kaky tamingako avy @ neny. Isika ilay hoe androva tsy mifanary, ambodivona tsy mifandao.
    Tsy ho avy intsony aloha fa aza omen-tsiny e!

    #21930
    tany
    Membre

    Tena halahelo Be tsy misy fanafany raha hilaozanao.

    Isika ilay hoe androva tsy mifanary, ambodivona tsy mifandao.

    Hay ?…..Eo ihany isika izany araky ny ohatrao fa tsy misy mifandaho izany an…..

5 sujets de 646 à 650 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: