Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 651 à 655 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21932
    Masina
    Membre

    « … Avec une monarchie constitutionnelle, la stabilité politique est assurée,les gouvernants ont des comptes à rendre périodiquement, le budget est géré médiatiquement et publié dans la presse libre…

    …Penser qu’ une république est encore de mise à Madagascar est une grave
    erreur…

    …Mettre aux normes infrastructurelles compétitives la Grande Ile est la
    volonté monarchique pour le bonheur mérité de tous les Malagasy »…

    #21934
    Ampandrana
    Membre

    Io Pseudo entinao eto @ forum io ve dia tsy ahalalanao ny momban’iny Atsimon’ Imerina iny, sa midika ho les 2 Ampandrana de Tanà io?…à savoir: Ampandrana Est et Ouest ?.

    Ary aza mora sendaotra @ Mpandalo moa ihanao e…..Signes de ponctuation tsy napetaka fotsiny no nampiavaka azy.

    Slt « tany »!
    Mety gaga marina raha milaza fa izaho dia tsy mahalala momba momba ny tantaran’Imerinatsimo nefa ny pseudoko « Ampandrana ». Marina ny anao nefa aza omena tsiny na dia izany aza e!
    Ny pseudoko dia tena ilay Ampandrana eny atsimo izay fanjakan’ny taranak’Andriampandrana tany izany andro izany. Izahay mantsy dia avy Ambohimasombola izay nolazaina taminay fa anisan’ny renivohitry ny Ampandrana t@ izany andro izany tao aorian’ Ifandro (Ilay vohitra eo atsimon’Ambohimasombola). Ka misy kely ihany fantatro momba ny tantaran’ny tanàna misy anay fa tsy mahalala momba ny Imerinatsimo loatra izaho.
    Ka hoy ianao hoe « ny pseudo entiko ve dia ahalalako an’Imerna atsimo », dia tsy de mahalala aho fa mba izay no idirako amin’ity forum ity mba te angataka amin’izay mahalala.
    Ka misy ifandraisany ve ny momba Ampandrana sy ny zazamarolahin’Imerina atsimo ary aiza ireo vodivona lazainao? Ka mba mangataka valiny aminao ry « tany »!
    Soava tsara Tompko!

    #21946
    Masina
    Membre

    Pensez-vous que les nationalistes et patriotes pour une monarchie moderne se seraient manifester aussi patriotiquement si la république aurait fait ses preuves depuis belle lurette ? Un demi-siècle, ce n’est pas rien !

    Cinquante années de république, cinquante années de bêtises qui font la honte du pays. Non les sceptiques le savent, la république à Madagascar a rendue l’âme !

    #21995
    tany
    Membre

    Ka hoy ianao hoe « ny pseudo entiko ve dia ahalalako an’Imerna atsimo », dia tsy de mahalala aho fa mba izay no idirako amin’ity forum ity mba te angataka amin’izay mahalala.
    Ka misy ifandraisany ve ny momba Ampandrana sy ny zazamarolahin’Imerina atsimo ary aiza ireo vodivona lazainao? Ka mba mangataka valiny aminao ry « tany »!
    Soava tsara Tompko!

    Raha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
    Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.

    #22003
    tany
    Membre

    Raha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
    Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.

    Tohizako kely…Maro ny vodivona @ Atsimo rehetra iny.

5 sujets de 651 à 655 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: