Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 736 à 740 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22658
    tintin
    Membre

    za zany rehefa nandinika ny resakareo teto ry andriana , tany, sy ny hafa dia malahelo ny foko wé tena ahoana ny fisainanareo mifanambany am-pitoerana ireto e.tsy toe-tsain’andriana velively tompoko ny mifanaraby toy izao ataonareo izao.mba ovay ny fomba zalahy a.marina e.

    #22663
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba daholo tompoko!

    Sao dao mba misy afaka mitantara ny momba ny efa-dreny @ iny faritra atsinana iny tompoko.
    Ary i Nampoina ve nanjaka t@ Ramiangaly tetsy Ankadimanga.

    Misaotra indrindra tompoko!

    #22711
    metis
    Membre

    Dieu n’est jamais un raciste.

    Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.

    Fa amin’izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ny rehetra.

    Ary ny mpanjakan’ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ny lavaka sy tao amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra; ary hoy izy tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin’ny tavan’ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana sy amin’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry; fa tonga ny andro lehiben’ny fahatezeran’ireo, ka iza no mahajanona?

    #22740
    Anonyme
    Inactif

    Tamin’ ny 06 Novambra 1995 no nisy nandoro ny Rovan’i Manjakamiadana. Ho voaozona mandrakizay izay rehetra vahiny na teratany nampandoro sy nandoro ny Rova.

    Fa ny Rovan’ i Manjakamiadana, mariky ny Fiandrianam-Pirenena, dia tsy maintsy mijoro, ary tsy misy afaka hahasàkana izany !

    #22753
    Anonyme
    Inactif

    Tsarava tompoko,

    Moa ve misy mahalala ny tantara na ny tetiaran’Andriamanefo Ralambo avy ao Ankorombe isika? Voalaza ao amin’ny tantaran’ny andriana mantsy fa voasokajy ho isan’ny zanadralambo amin’Andrianjaka miaraka amin’Andrianakotrina izy ireo saingy tsy fantatro ny tetiarany.

    Misaotra mialoha ho an’izay vonona hizara!

    Soava tsarà isika rehetra

5 sujets de 736 à 740 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: