Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 341 à 345 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21178
    Anonyme
    Inactif

    T@ faha-mpanjaka nominatif ny maha-zanakandriana, ary miankina be amin’ny vadin’ilay concerné, izay manambady tsy hay tsy hay: out

    #21179
    Anonyme
    Inactif

    Fa inona ilay hoe tsy hay hay moa ?

    #21180
    Anonyme
    Inactif

    2 usurpations sur 3 pretentions ce n’est pas un peu beaucoup non?

    Ratsimamanga, Ravero….

    Quelle crédibilité accorder à vos discussions, pour nous autres profanes?

    #21181
    Anonyme
    Inactif

    Tonga koa dia fantatro fa tera-dRabodosahondra io miteny io, manaja tompoko.
    Mbola dôro ny tera-behivavy avy ao sady izay tsy tetiarana iray no isarangotany fa vao iray fotsiny @ marobe sa tsy izany?

    Manaja Tompoko.Tsy tera-dRabodosahondra aho tompoko fa Andriamasinavalona iringiriny mahalala sy manaja fatratra ny hasin’Andriamanjaka. marihiko: diso marina loatra ny anao ka inoako fa be dia be indray zao any no efa nanokatra ireo boky fiondany hamaliana anao….

    #21182
    Anonyme
    Inactif

    Ny Hasin’Alasora no manoratra ho anareo

    Manaitra avy hatrany ny resaka eto saingy mbola somary sahirana kely ny tena androany ka tsy dia afaka namakafaka tsara izay resaka efa nifanaovanareo. Mba omeo fotoana kely hoe aho handinihako izany rehetra izany??? Ranavalona IV ahoana tsara hoe ???hiakatra hoaiza hoe??? ary iza koa ity mitonona ho tarana-dRazafindrahety sy Ratrimoarivony???IZAHO MAHALALA NY TARANANY saingy mba te hanontany tsara anao aho aloha fa toa manaitra ahy izany rehetra izany… avy @iza moa ianao azafady indrindra Tompoko? Aoka aloha e! andraso mitsy aloha hovakiana hatrany amboalohany ny tafa dia miresaka tsara isika …mankasitraka anareo

5 sujets de 341 à 345 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: