mba misy olona oatra ahy ve ?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation mba misy olona oatra ahy ve ?

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 12)
  • Auteur
    Posts
  • #17328
    Anonyme
    Inactif

    adalako v tsy aiko intsony zay tena marina .tonga teto andafy za ny sipako zay lasa rainjanako 5 ans no nakanesako taty ankehitriny izy nanaraka vaza zay mianaka sisa ny antony dia oi izy oe ny pivady dia tokony anao isan anndro za ono tsy mavita zany ka naleony naka vaza .ny tiko ofantatra dia oe adisoko v reto zany? ary ny tena mampalaelo ahy ty zanakay tsy manantsiny no misubir an izany manontany ahy foana izy oe pourkoi il n est plus là? pourkoi j ‘ai plu de papa? faute ko v ?tokony nanao foana ve za zany ? anotaniko anareo satria pour ny oaviko sy ny olazaiko anjanako misaotra mialoa

    #20421
    Anonyme
    Inactif

    sssss adaboy any fa tssssy tia anao io rangahy io matoa mandao anao noho izany

    #20422
    Anonyme
    Inactif

    oui chui com toi en fait izy nanao mariage grise t@ko juste pour papier de mapirafy foana de tratrako de hoy izy hoe : io no mlahavita mi….. @ko tsra pour te prouver ke y ades mecs gasy trop con materialiste mpanata behivavyb fotsiny noataony tuy peux m’ecrire (ibalita@hotmail.com)

    #20944
    Anonyme
    Inactif

    Zany le mahatonga ny ntaolo nanao oe ny tokatrano fiafina fa tena mitady anio ny bandy vao feno 28 ans de plus de enao vadiny no mameno izay

    #20948
    Anonyme
    Inactif

    mahagaga, s’il est parti pour ça, de midika zany fa tsy tiany ianao. Mitadiavy bandy hafa fa ny kofa ange tsy hoa lany mintsy e. Bobaka be.

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 12)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: