mba misy olona oatra ahy ve ?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation mba misy olona oatra ahy ve ?

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 12)
  • Auteur
    Posts
  • #20952
    Anonyme
    Inactif

    eny e fa ny am zanko reto za v zany no diso???
    ridicul b lay izy o

    #21013
    Anonyme
    Inactif

    za zao otranao azoko ny tinao lazaina fa mety mitovy @ko!

    #21054
    Anonyme
    Inactif

    tay b reto fa

    #22609
    Sara Sway
    Membre

    pfff ! bandy tsy tia marina zany ! efa t@ 2008 mo le izy fa mbo mamaly iany zay … medecin aprè la mort veuuu ??

    misy alo ny devoir conjugal fa par contre tsy tokony zavatra forcé zany mintsy fa accord mutuel . Ra misy ny fifanerena defa viol zany amiko! (sy ny lalana koa ra tsy diso aho)

    de lery io ve mbo miasa? fa de manana energie bedebe zany lery ra mavita miasa, mikarakara zanaka de anao isan’andro?!?

    mety mitady papier any @le vaza izy ze va tro pretentieux pour le dire zay …

    Bandy bobaka marina eraky ny tanana fa aza de mandraraha lotra an’izany
    momba ny zanaka ndray, io no delicat satria tsy afaka ny iteny azy kousa oue « dada te anao fôna fa za tsy mavita » fa angamba resahina oe misy tsy itovizan’evitra?

    tsy efa mbo nahita ny maha-soa ve hatrizay ?

    #22629
    Anonyme
    Inactif

    ie merci sara tena marina ny teninao . hatreto aloa d tena isaorako ny lanitra fa tena mba tourne la page e . et ts va bien . ny zaza koa mialehib ary adinodinoko ny teniny oe enao tsy mety manao miintsy sns sns . sami amin ny fiainanay zay zao za nahita olona tiko sady tia ahy tsy lmanao isan andro . izy any paris any any amin ny sipany any enga anie ka hanao isan andro amin ny sitrapony mercie bcp

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 12)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: