tsi ai tsony

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • #17335
    Anonyme
    Inactif

    slt a tous.
    inona no antony ry reto ; nande tsara ny fiainanai tsy nisy ady .tampoka teo anefa lasa izy .nibata entana miintsy d naka trano afa ono . aleo oi izy manao break keli tsika .nefa mino za fa niaraka amin ny ex ny izy zao . izy anefa mbola manao ahy oe ijery ahy ono izy sy anampi ahy foana ;mila miova za ono mila miatsara na ao antrano ny fanadiovana sns ….dia ny la cles ny tranoko aza any aminy any dia mivezivezy ao antrano izy .mijery ono izy oe niova v ny trano sa tsy voakarakarako foana???ny tiko anontaniana dia oe mbola tia ahy v izy reto .? sa resaka fa tsy te ampaory ahy izy ? oe d un coup izy lasa?d inona no ataoko ? izy nefa dia tena tiko b miintsy tsy foiko .????iezaka v za ampiverina azy sa laisse tomber??? ny tranony tsy atoriny ahy fa sao ono izy dongiko any ?inona ny tena oe break???

    #20914
    Anonyme
    Inactif

    mitapy kou zany bandy zany. Nga nareo de tsy mba afaka miresaka hoatriny ny olon dehibe oe inona ny tsy mety de samy miezaka ? Ra ny fahitako, tiany ho anao bonniche ao ndry. Maninona izy no tsy manadio trano rehefa tsy tatiny fa ndry no asainy manao ? Mba hovay le toetsaina oe. Laisse tomber akia de mitadiava hafa a, ny kofa ange tsy ho lany fa bobaka be reo.

    #20915
    litakely
    Membre

    slt,
    je te conseil de ne cpte + sr lui. j’suis 1 mec, et je conait la mentalité des mec.Si tu le laisse com ça. tu vera que c’est lui qui va te lesse les…; Ok dé bonne chance à toi!

    #20916
    Anonyme
    Inactif

    merci reto a . ny tena blem dia zao tsy manana olona miintsy za anampi ahy eo amin ny fiainana ainareo ianty aty andafy aty . tsy te iady aminy za fa manjary irery b za . nefa vao alaiko ny cle ko dia tezitra b izy d miady . inona no ataoko

    #20917
    Anonyme
    Inactif

    ah ben si tu restes avec lui pour l’argent ou pour ne pas rester seule de tena gravy ndray zany. Fa manina tsy mitady asa e? miasà

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 18)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: