tsi ai tsony

3 sujets de 16 à 18 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • #22592
    Anonyme
    Inactif

    mievera tena enao zan

    #22610
    Sara Sway
    Membre

    mievera tena oe aona ? iverina @ olona tsy tia ve ?

    mbo manana independance @ resaka sosialy (fianakam’s , namana, sns … ) fa tsy de ianteatra @ olona iray izay tsy tia (sady manambany zany !)
    ra efa miasa zany ve de tsy misy olona azo resahina ?

    fa tena marina ny oe , ra te iala @ olona iray dia mila mitady olona vaovao, ra tsy zany de tavela ao fôna!

    #22628
    Anonyme
    Inactif

    merci bcp fa tena marin amiintsy ny teniinao . nahita ol za zao tena adinoko tateraka lay tsyvan ary za aza tena manompa ny tenako oe tena adala za d bandy otran iny v ranga sns ….. merci bcp reto an

3 sujets de 16 à 18 (sur un total de 18)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: