Ampandrana

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 51)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21889
    Ampandrana
    Membre

    Slt daholoe! Ny tiako lazaina dia izao. Rha mitohy izaoresahinareoizaodia tsy hatana secret ao amin’ny famille-nareo ianaraeo.
    Amiko dia tokony atao mise à jour ny filaharan’ny firazanana eto Imerina ka toy izao ny eritreritro:
    – Ny andriana
    -Ny safiotra
    -ny hova
    -ny andevo.
    Ka ilay hoe safiotra dia ireo misy silakova. Dia amin’izay mba afaka miteny hoe « izahay safiotra ». Ary tsy tsy tokony hisy hamenatra ireo rangs 4 ireo ireo satria enao izany ve dia ande hanome tsiny ireo razanao any am-pasana. Fa ny mahamenatra dia miseo miteny ny firazanany tsy araka ny marina.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21840
    Ampandrana
    Membre

    Izao anie no mampiome e!
    Misy ny olona miseo andriana nefa misy ilany hova. Ary matetika dia odina fanina ilaina toerana maha-hova na tsy dia resahina ireo havana amin’ny lafiny hova.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21836
    Ampandrana
    Membre

    Slt daholo e!
    Fa aiza daholo isika rehetr e!
    Sa variana mamaky boky daholo ve. Saika mba anontany izahako raha misy afaka mamaly. Ity misy olona anankiray ataoko hoe X no anarany. Ny rainy dia Andriamasinavalona, ny reniny Hova. Azo lazaina ve fa Andriana izy? X dia nanambady an’i « Y ». Ny momba an’i Y dia izao. Y dia taranaka Mpanjaka na Andriamanjaka tamina Hova. Taranak’andriana ve izany i « Y »?
    Ary ny zanak’i « X » sy « Y » ve Andriana sa Hova?
    Zay aloha fa amin’ny manarak e!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21831
    Ampandrana
    Membre

    Slt andriana!
    Namerina namaky ireo voalaza tany aloha aho dia nisy thème anakiray izay somary tiako iverenana kely. Mikasika ny lokon’oditra. Ianao nilaza tamin’izay fa ny andriana dia fotsy. Misy ny miteny fa ny andriana dia somary manga, misy indray miteny hoe tsy marina izany.
    Amiko aloha misy mahamarina azy daholo izany arakarak’izay efa hitanao.
    Izaho zao efa nahita andriana fosty be ohatran’ny vazaha (namako akaiky) efa nahita koa izaho andriana somary manga misy koa andriazna mainty nefa dia samy andrimbe daholo ry zareo.
    Nisy pasitera iray izay sendra nandeha nanokana mpiandry tany amin’izany atao hoe Ambohitromby izany, atsinanan’Ankazobe làlana mande any Mahajanga. Gaga izy rehefa tonga tany fa ny andriana dia mainty sady vaventy no ginta volo. efa somry ry zareo. Ary ianao tsy mbola naheno hoe « mainty avo razana ».
    Ka amiko tsy dia ny loko-koditra no ahitana ny maha andriana.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21813
    Ampandrana
    Membre

    Slt mpandalo!
    Marina ny an’i Kool Saina avy aiza marina moa ireo tantara ao anaty boky raha tsy nalaina sur terrain. Inona fotsiny ny maha mpikaroka tantara raha tsy manao fikaroana .
    Ekeko fa tsy voatery ho marina ny sur terrain. Ka tsy misy voatery ho marina anie na ny anaty boky na ny sur terrain e. Fa saingy izao tsara ho fantatra daholo izy roa ireo dia anjaranao ny manao mandinika hoe iza no marina.

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 51)
error: