Ampandrana

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 51)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22540
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra e!

    Raha miteny ianao fa ianao irery no milaza ny marina mikasika ny tantara dia hoy izaho hoe tantarao ahy aloha dia ho hitako eo izay tantarainao.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22537
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra
    Momba ilay 3 avril sy 4 avril 2011 dia ao @ forum moov misy sujet momba an’io ao @ « avis d recherche ».
    Fa sendra namaky ilay boky « Rainitovo za fa somary hafa version ny tantara raha mihoatra @ bokin’o*i P Caillet. Ka tsy fantatra intsony oe iza no marina na oe mifameno ian v ireo. Koa saika mba hanontany izaho ho an’ireo izay efa namaky ireo karazana roa ireo. Iza no tena milaza ny marina momba ny tantara.
    Soava tsara daholo tompoko!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22475
    Ampandrana
    Membre

    Miarahba antsika e!

    Tapaka lay noteneniko tetsy fa misy koa ny olona mba te ahalala ny tantara matoa tonga eto e!

    Fa saika anontany izaho: t@ andro faha_mpanjaka ny asa fiveloman’ny olona, moa v nisy asa tsy maintsy andriana no manao azy, na misy koa v asa natokana ho an’ny hova sa v malalaka ny fanaovana asa iray ho an’ny tsirairay?

    Misaotra tompoko!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22474
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba anao ry manandriana29§
    Misy marina ny lazainao nefa misy diso.
    Marina satria tsy atao anambonina tena ny firazanana.
    Nefa diso ianao fa tsy ny rehetra eto akory dia mifanapepo fa misy kosa ny mba tia hampandroso ny resaka eto sy te

    en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22434
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra indray!
    Amiko aloha dia Marolahy i Rafondrazaka. Ary tsy hoe rehefa tsy nanjak izy dia tsy Marolahy.
    Ary hitako ato manonona hoe Zanakandriana i Rafondrazaka. Fangah moa tsy efa taty @ Nampoina vao nisy ny caste Zanakandriana?

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 51)
error: