Ampandrana

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 51)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22420
    Ampandrana
    Membre

    Hono oa ry Tsaravoninahitra, ianao angaha Tsaravoninahitra, sao mba afka manome tantara momba ny Tsaravoninahitra ianao fa tena mitady izaho.
    Soava tsara tomoko e!

    en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22419
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra!
    Mahafinaritra ny discussion eto izany.
    Zazamarolahy aloha no fahafantarako an’i Rafondrazaka satria zanak’Andriatsimitoviaminandriana izy. Ny taranak’izy efa dahy zanak’Andriamasinavalona izay nanjaka no zazamarolahy. Andriana avo razana indrindra izy ireo t@ izany saingy tsy mahazo mitondra fanjakana. Ny tena marina tsy hoe tsy mahazo mitondra fanjakana fa tsy nahazo tsodrano t@ Andriamasinavalona satria Andrianamboinimena no nahazo tsodrano handimby an’izy 4dahy noho izy zanak’anabaviny. Ary vao t@ Asabotsy teo no nadeha t@ TV Plus ilay fandaharana ny aminay dia nisy ramatoa nilaza fa ny Zazamarolahy dia andriana avo razana fa tsy mahazo mitondra fanjakana.
    Soava tsara e!

    en réponse à : Andriamasinavalona #22324
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehtra e!
    Dia tratry ny fety daholo!
    Miarahaba anao ry Ambodirano izay vao nahita anao. Misy zavatra mba tiako anontaniana anao ity.
    T@ voalohan’ny volana desambra dia namonjy fetim-pianakaviana avy @ fiancé-ko za tàny Mantasoa. Ary tena hitako fa mbola mitana ny maha-andriana azy ry zareo. ny tiako anontaniana anao dia izao: mbola anisan’ny taranak’i Andriampanarivofoinamanjaka sy Ranavalotsimitovy ve ny andriamasinavalona avy ao Mantasoa.
    Araka ny nazavain’ny beben’ny fiancé-ko fa avy ao Miadamanjaka Mantasoa no tena nipoiran’ny Andriamasinavalona eny @ iny faritra . Ary eo koa no niandohan’ny andriana @ toerana iray atao oe Ankadivory. ka ahoana no fahitanao an’izany.

    Soava tsara e!

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #22247
    Ampandrana
    Membre

    Saika anontany za oe ilay terme oe TSALO ve efa tàny aloha tàny sa teny taty aoriana.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #22245
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika indray!
    Ela iz zan ry mianatra!
    Toerana eny ampandrana ve io toerana lazainao ahy io. Tsy fantatro izany RAINIMAIDANA LAZAINAO AHY IZANY sao afaka manome fanazavana bebekokoa ianao.

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 51)
error: