Andriamasinavalona

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 33)
  • Auteur
    Posts
  • #17336
    Anonyme
    Inactif

    Miarahaba anareo rehetra tompoko, mba te hahalala aho hoe misy ve ny fikambanan’ny andriana andriamasinavalona aty franta? izay manana info momba io dia mba iangaviako hanome numero telephone,adresse mail, misaotra mialoha antsika rehetra.

    andry_hanitra.rajoelina@voila.fr

    #21101
    Anonyme
    Inactif

    Vao mahita an’ilay Rajoelina fotsiny aloha dia tssssss ….

    #21143
    Anonyme
    Inactif

    Oui et alors???? ny anarana tanim-boanjo tompoko, tsy tgv ny tenako fa anarana mitovy fotsiny
    Fa raha mba afaka manome info ahy momban’ny taranak’Andriamasinavalona nipoiran’i Dokotera Andrianaly dia hisaorako mialoha.Misaotra Tompoko

    #21144
    Anonyme
    Inactif

    mafy ra vao rajoelina zany tokoa zao ny anarana e? voa mafy zay olona oe rajoelina ny anarany kle

    #21150
    ambodirano
    Membre

    Dr ANDRIANALY dia Andriamasinavalona avy eo Sambaina Manjakandriana zanak’ ANDRIANANGALY taranak’ Andriampanarivofoinamanjaka Mpanjakan’i Fanongoavana nanambady ny anabavin’Andriamasinavalona dia RANAVALOTSIMITOVIAMINANDRIANA. Iray razambe amin-dRazafindrahety lasa Ranavalona III ihany avy amin’ Andriantsimianatra rainy tompom-bodivona tamin’ Amoronkay ( Vakio Ny Firaketana fa tena encyclopédie vita ho azy io ka tokony ho numériser-na @ izay)

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 33)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: