Andriamasinavalona

3 sujets de 31 à 33 (sur un total de 33)
  • Auteur
    Posts
  • #30173
    Bema
    Participant

    Miala tsiny toa mitsolotsolona toa vinanto tsy mahare fosa.
    Ravelomanantsoa JL tompoko dia andrianamboninolona ny reniny (terak’i Pasitera Rainimangalahy avy ao Betsizaraina) ary mavitrika mihintsy izy amin’io fikambanana io amin’izao fotoana.
    Avy amin’ny rainy kosa tsy fantatro raha Andriamasinavalona.

    #39731
    Razaka
    Invité

    Ravelomanantsoa JL dia andriamasinavalona avy amin’ny rainy. taranaky Ravelonanosy (Ambohimanga, taranak Andrianampoinimerina) sy Razafimanantsoa (Ministre de la justice taminy governemanta Rainilaiarivony). Ireo anarana roa ireo no nakambana dia lasa Ravelomanantsoa.

    #39948
    RAKOTO
    Invité

    Raha misy andriamasinavalona kely mitsipalotra any tsy dia hoe andriamasinavalona be akory, misy zavatra hafa ngezabe koa ao fa tsy hitantara ny antsipiriany aho.

3 sujets de 31 à 33 (sur un total de 33)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: