Andriamasinavalona

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 33)
  • Auteur
    Posts
  • #22308
    Anonyme
    Inactif

    Rehefa ao anatiny, dia tokony mahafantatra fa misy ny fikambanana. Raha tsy ao anatiny, indrisy tokoa moa fa tsy voatery ahalala ny fisian’ny fikambanana.

    #22309
    Anonyme
    Inactif

    tena nanampy tokoa ny msg-nao fa de misaotra

    #22313
    Anonyme
    Inactif

    Toa mety tsy mifankahazo ny resaka. Ny Fikambanambe Andriamasinavalona na Zazamarolahy dia tsy naheno aho. Raha tsy hoe Fikambanana miafina angaha noho ny voalazako teo aloha? Ny Jaky Mena mantsy dia tsy azy irery fa castes maro no ao. Na izany anefa misy ny Fikambanan’ny Andriamasinavalona teraky ny atsy na eroa. Hitanao amin’ny filazana an-gazety eny rehefa misy lanonana. Ny an’ny Zazamarolahy kosa dia tsy naheno mihitsy aho ny toa io.

    #22314
    Anonyme
    Inactif

    Castes maro ahoana no ao amin’ny Jaky Mena ry Mimi ?

    #22317
    Anonyme
    Inactif

    Angaha moa ny Andriantompokoindrindra koa tsy tao? sa diso ny fitadidiko? Toa tsy ny Andriamasinavalona sy ny Zazamarolahy irery akory no tao.

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 33)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: