Andriamasinavalona

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 33)
  • Auteur
    Posts
  • #22319
    Anonyme
    Inactif

    Izany ve ?

    #22320
    Anonyme
    Inactif

    Ny Andriantompokoindrindra manana ny azy koa. Ny fikambanana Fianakaviambe no iraisan’ny taranak’andriana merina. Fa ny Jaky Mena tsy ireo teraky ny tranofohiloha no ao ?

    #22324
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehtra e!
    Dia tratry ny fety daholo!
    Miarahaba anao ry Ambodirano izay vao nahita anao. Misy zavatra mba tiako anontaniana anao ity.
    T@ voalohan’ny volana desambra dia namonjy fetim-pianakaviana avy @ fiancé-ko za tàny Mantasoa. Ary tena hitako fa mbola mitana ny maha-andriana azy ry zareo. ny tiako anontaniana anao dia izao: mbola anisan’ny taranak’i Andriampanarivofoinamanjaka sy Ranavalotsimitovy ve ny andriamasinavalona avy ao Mantasoa.
    Araka ny nazavain’ny beben’ny fiancé-ko fa avy ao Miadamanjaka Mantasoa no tena nipoiran’ny Andriamasinavalona eny @ iny faritra . Ary eo koa no niandohan’ny andriana @ toerana iray atao oe Ankadivory. ka ahoana no fahitanao an’izany.

    Soava tsara e!

    #22444
    Anonyme
    Inactif

    Hono wa! Ravelomanantsoa izany ve Andriamasinavalona? raha misy manana information momba io nareo dia isaorana ihany koa e!

    #22445
    Anonyme
    Inactif

    Ravelomanantsoa mpanao 100 m ?

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 33)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: