Ampandrana

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 51)
  • Auteur
    Posts
  • Ampandrana
    Membre

    Miarahaba anao printsy!

    Tsy manakiana anao za fa tiako asiana remarque kely fotsiny.

    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba anareo rehetra

    tsy hita @ endrika ivelany ny fiandrianana. raha eny @ fiaramonina dia mahita ianao andriana mainty sy ngita, andevo fotsy na zarazara. Tsy hita @ toetra sy fomba fiteny ian koa izy io satria misy andriana manao lohan’alika misy andevo mba manana classe ian.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22838
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba anao andevo lahy!
    Ny andriana matoa be sitrapo sy minankanina fotsiny dia tsy tonga ho azy fa tsy maintsy ny hatsemboany niady ny ho mpanjaka ary matoa izy no tompoina dia izy no natanjaka. Ny sitrapony sy ny hatendahany no valinkasasarany namorina strategie izay mila intelligence mba ahazoana ny fanjakana satria izay mahery ihany no tompoina.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22663
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba daholo tompoko!

    Sao dao mba misy afaka mitantara ny momba ny efa-dreny @ iny faritra atsinana iny tompoko.
    Ary i Nampoina ve nanjaka t@ Ramiangaly tetsy Ankadimanga.

    Misaotra indrindra tompoko!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22544
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra indray e!

    Misaotra aloha @ ilay valiteny. Hoy ianareo oe any @ fasana sy tetiarana no sisa ahitana azy. Raha ny hitako aloha dia tsy de marina 100% izany satria betsaka ny manisy sira. Ohatra nisy ramatoa maty aizy côtière. Izy anefa nanambady andriana avy eto Imerina. Maty t@ ty taona ity dia nalefa t@ gazety iray ao @ filaza manjo. Ny nampiome anahako dia ao @ ilay ferapary ery @ farany dia nasiana oe »hafenina ». Koa rehefa manambady andriana ve izany na dia tanindrana dia atao andriana. Ka izay no hilazako fa tsy hita intsony satria otran samy tsy manaiky gisitra ny rehetra.

    Soava tsara daholo tompoko!

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 51)
error: