Tsy mazava tokoa ny tiako tenenina.
Ny tantaraiko ve, sa ny an’i Callet, sa ny an’i Rainitovo, sa ny an’i Ellis, sa ny an-dRaombana … no tena izy ?
Sahala amin’ny ankehitriny ihany io e. Trangan-javatra mitovy izao ihany fa manana ny fomba fahitany azy ry La Verité sy ry Madagate, tsy mitovy amin’ny fomba fijerin’i Midi madagasikara sy Tananews …
Ka ny an’i Callet ve no marina sa ny an-dRainitovo ?