Bema

Toutes mes réponses sur les forums

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Andriamasinavalona #30173
    Bema
    Participant

    Miala tsiny toa mitsolotsolona toa vinanto tsy mahare fosa.
    Ravelomanantsoa JL tompoko dia andrianamboninolona ny reniny (terak’i Pasitera Rainimangalahy avy ao Betsizaraina) ary mavitrika mihintsy izy amin’io fikambanana io amin’izao fotoana.
    Avy amin’ny rainy kosa tsy fantatro raha Andriamasinavalona.

    en réponse à : Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? #29804
    Bema
    Participant

    Samy mañana ny « education » ka tsy hisy hifanomezan-tsiny. Tsy afaka atao hoe miavona i Rakoto na miavona i Rabe, na ianao aza mety ho tratran’izany 😉 Mila zavatra « spontané » ny fiarahabana sy fitsikiana fa tsy azo amboarina (miala tsiny amin’ny teny frantsay)

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #29803
    Bema
    Participant

    Ataovy resaka tena izy amin’izay izy ity fa aza atao kilalao. Olona manana toetr’Andriana no azo itokisana hisolo vava ny mponina sy hitondra tanàna iray ao Madagasikara (na any afovoan-tany izany na any anindrana). Efa alohalika ny ranom-bary ka raha tsy manao ny tokony ho izy dia hananan-tsiny amin’ny taranaka 🙁

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
error: