Ratany

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 13)
  • Auteur
    Posts
  • Ratany
    Membre

    peux tu me dire de quel téroir Andriamasinavalona tu viens car ton discours me parait pas très plausible pour un Andriana

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22561
    Ratany
    Membre

    Tsy marina daolo ny voalazanao ry rafanoko

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22547
    Ratany
    Membre

    Fahasalamana daolo,
    Sao mba misy terak’i Rahovy ato marina, mitady tantara amin’iny marovatana iny ny tena , misaotra mialoha é

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22542
    Ratany
    Membre

    Ny marina dia sarotra be, fa ny azoko lazaina dia ny tetiarana sy fasana sy razana miafina ao no critere farany azo inoana izao satria efa be ny mpisavika sy mpananibohitra. Tsy hilaza anAmbidifahitra fotsiny aho ohatra de efa zanadralambo daolo ry zalahy ao nefa be ny mpiavy mpividy tany, dia ireo tena zanadralambo ao ndray mitonona Andriamasinavalona aiza ary ny marina , ny anay alou de mbola ao ny fasana ary taranaky ny miafina ao ny tena ary ny mpiavana mifankahalala tsara , io ihany angamba no hitako hoe marina. Araky ny vopalaza atsy aloha atsy hoe tsy izay ao ambohimalaza rehetra dia andriantompokoindrindra. nefa be ny milaza hoe andriana avy ary an.anona nefa tsy misy goutte sang andriana na pitiny kely aza.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22535
    Ratany
    Membre

    Tsarava
    Inona ny hevitrareo momba ny 3 avril 2011 nifoha 4 avril anaty rova, tena tera behivavy farany daolo ve izy 24 lahy tao? sao misy mahalala ana nareoanar

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 13)
error: