VIDEO. La mairie d’Antananarivo sort de son silence et défend son bilan

  • 104
  •  
  •  
    104
    Shares

Lalao Ravalomanana, la maire d’Antananarivo, est sortie de son silence suite aux multiples critiques concernant sa gestion de la capitale malgache. Il faut dire que depuis 2009, la ville est toujours aussi sale, polluée et indisciplinée.

Concernant le manque de discipline, la Police municipale n’est-elle pas là pour ça ? Il faut une tolérance zéro pour administrer une ville pareille, sinon, rien ne changera  : la preuve, les marchands ambulants ont gagné parce qu’il y a eu trop de laisser-faire.

Pour le reste, on peut comprendre certains dysfonctionnements. En effet, l’Etat est aussi responsable car à trop vouloir politiser la gestion d’Antananarivo et à mettre des bâtons dans les roues, ce n’est pas demain la veille que la capitale se modernisera. Voici un extrait du point presse de Lalao Ravalomanana en vidéo. Qu’en pensez-vous ?

Maire

Ben’ny tanàna sy sekretera jeneralin’ny CUA

Be ny zava-bitan’ny CUA, efa voaloa avokoa ny volan’ny SAMVA avy amin’ny CUA, tokony hitaterany ny fako eny Andralanitra

Nihaona tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely androany antoandro, ny ben’ny tanànan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), Lalao Ravalomanana sy ny sekretera jeneralin’ny Kaominina Randriamasinoro Tahiry Ny Riana. Nambaran’ny ben’ny tanàna tamin’izany fa mikatsaka ny mahasoa ny mponina ny kaominina amin’ny maha soa iombonan’ny Malagasy an’Antananarivo Renivohitra. Nanambarany fa be ny zavabita mipaka amin’ny vahoaka eto Antananarivo, saingy maro isika no tsy manaraka discipline na fitsipika. Miantso ny SAMVA ny CUA hitaona ny fako satria efa voaloa ny vola avy amin’ny CUA ho an’ny Samva hanesorana ny fako eny amin’ny daban-jaoridira ka taterina any Andralanitra. Tsy tokony hiaina aminy honohono isika Malagasy fa tsy mampandroso izany, noho izay antony izay, hitohy hatrany ny fanatonany ny vahoaka, hisy koa isan-kerinandro ny fihaonana amin’ny mpampahalala vaovao.

Fanazavan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ny sekretera jeneralin’ny CUA Randriamasinoro Tahiry Ny Riana.

Publiée par CUA Serasera Ofisialy sur Mardi 27 août 2019

SG

Une réponse à “VIDEO. La mairie d’Antananarivo sort de son silence et défend son bilan”

  1. Tsy fatatray tompoko zé ifanaraanareo mianakavy any fa amin’zao dia Tananarive voretra no fatatra erantany. Menatra tompoko izahay fa lasa bac’jaoridira Tananarive, zé nieritreretina ho fitaratra… Olombitsy v no tsy ma araka discipline d Tananarive ray vohitra no maloto? Tsy rariny ré e. Malaelo n’y Tena.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*