aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

Accueil Forums Blabla autour d’un café aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 15)
  • Auteur
    Posts
  • #23041
    Anonyme
    Inactif

    aiza no mety ahitana le numéro

    #23059
    Anonyme
    Inactif

    Bonjour daholo,
    Ma saika anontany hoe aiza no espace mahavita sakfo demi buffet ho ana 220 invités au budget de 30 millions max ny sakafo?

    Merci oo

    #23131
    Anonyme
    Inactif

    Bonjour!Mba saika hanontany ny numéro téléphone sy ny tarif-n’ny espace Mioty soa azafady indrindra tompoko.

    #23173
    Anonyme
    Inactif

    les colonnades route by pass… tena pro ireo olona ireo, toerana mahafinaritra, salle plus que correcte

    #23204
    Anonyme
    Inactif

    bonjour daholo iza no manana avis momban village Mahavokisoa ilafy ny amin ny sakafo? sao mba misy afaka mamaly zafady . Merci

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 15)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: