aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

Accueil Forums Blabla autour d’un café aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 15)
  • Auteur
    Posts
  • #23321
    Anonyme
    Inactif

    bonjour! aiza misy espace tsara maazaka 350 pers dia afaka mandray tsy misy menu?

    #23323
    Anonyme
    Inactif

    Bonjour,

    Ny espace Mahavokisoa aloha mbola tsy aiko oe manao ahoana ny sakafony e. Fa raha ny habehin’ny toerana dia azo lazaina fa ngeza ihany izy mahazaka hatram 500 personnes. Fa intéressant be koa ilay pack mariage ao @ espace Mahavokisoa. Za koa mba mila valiny @ ilay hoe tsara ve ny sakafo ao @ Mahavokisoa ? Misaotra

    #23397
    Anonyme
    Inactif

    Ary manaona ry reto le espace DREAMS eny Androndra ny trano aloha tsara fa ny sakafo no tiko ho fantatra tsara v?

    #23399
    Anonyme
    Inactif

    M KRYPTON EFA 7 ANS LASA FA TSARA TAO ,MANOVOSOA ALOA TSY DIA NAHAFAPO AHY SINON VILLAGE MAHAVOKISOA SY LAMBERT ARY MIOTISOA ALASORA NO TIKO FA MIANKINA AM VOLA IANY FA NY TSARA TSY MBA MORA

    #24258
    izaho
    Invité

    Ao @ carlton ko ça va be ho an zay manana moyens financiers..fa zany oe lafo aloa e!

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 15)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: