Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 696 à 700 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22397
    Anonyme
    Inactif

    Ny fianakaviana akaikin’ny mpanjaka farany manana ny lovantsofina sy ny rakitantara koa. Raha io resaka io, dia mitovy ny azy sy ny nosoratan’ny frantsay.

    #22424
    tany
    Membre

    Nisy fotoana izaho anefa namaky boky anankiray izaho dia tena zavatra hafa mihitsy no lazainy momb ny Menamaso. Araka io boky io dia ny Menamaso dia olona mahay sy kristianina izay mifanohitra @ lazain’ny sasany.
    Ilay boky novakiako dia boky mitantara an’i RATANY sy tantarany. Izy io dia mpampianatra tao anaty Rova t@ izany andro izany. Izy dia Andrianan’ny Vonizongo no sady tsy tadidiko izay na dadabe na arrire grand pèren’i Samuel RATANY. Azavainy ao koa ny tantaran’ny Andriana avy ao Vonizongo manomboka eo @ Andrianintoarivo ka ha@ RATANY.

    Koa saika anontany anao aho oe iza no tena marina ra araky ny fahafantaranao azy.

    Misaotra tompoko!

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Asa raha tadidinao , fa efa voalazako tany alohaloha tany ny TSY hi-maîtriseko loatra ny momban-dRadama II, noho izy tsy ascendant-ko diresct.
    Ilay boky izay mirakitra ny tantaran-dRatany koa, na dia tsara endrika aza, dia efa nolazaiko t@ izay fotoana izay fa misy diso be ny généalogie voasoratra tao, ka naleoko najanona teo avy hatrany ny famakiana azy.
    Miala tsiny indrindra aminao nohoin’ny tsy nanomezako fahafam-po anao.

    #22443
    Anonyme
    Inactif

    être Andriana, est d’actualité on ne peut pas changer ça, tout comme être malgache est d’actualité si on est d’un père et d’une mère malgache. Cela tout en cohabitant avec les personnes d’autre caste. le respect est toujours là, c’est pas parce qu’on est Andriana que l’on va insulter les gens etc. tout comme c’est pas parce qu’on est malgache qu’on va dire des propos méchant envers d’autres nationalités. Ce que je veux dire c’est que c’est un fait et qu’on ne choisi pas qui on est!! voila
    moi j’ai constaté que la plupart de ceux qui savent qui ils sont et d’où ils viennent n’ont pas de complexe à ce sujet et en parle comme de faits historiques simple, bien qu’avec une certaine fierté quelque fois.
    Ce sont surtout les métisses andriana-hova etc, ceux qui ont un tetiharana un peu flou, qui ont tendance à inciter la xénophobie à toujours semer des propos racistes. Ils font surtout ça pour se sentir supérieur et AUSSI pour montrer aux autres qu’ils appartiennent Bien à tel caste. lol (ce que je trouves ridicule)

    #22473

    mampihome nareo retra. Ny tena Andriana dia mahay manaja tena sy manaja ny hafa sy ny maha izy azy..samy tsisy manaiky ho ambany ka tokony tsy hifanapepo.
    Ceci dit, je suis fiere de mon origine,terre de mes ancetres Manandriana!!!!

    Ny tantara mijanona ary tsara ho fantatra foana, fa ianao tsirairay no tokony hifanaja fa tsy androso mitsy i Dago ra resaka firazanana no hiadivana…. « Our difference makes each one of us a unique human being »
    Mampalahelo ny toe-tsaina lomorina, OHHH la la la!!!
    Izaho manana namana,mainty,fotsy,sinoa,etc!!! we are in this world together!!!!!

    A bon entendeur salut

    #22474
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba anao ry manandriana29§
    Misy marina ny lazainao nefa misy diso.
    Marina satria tsy atao anambonina tena ny firazanana.
    Nefa diso ianao fa tsy ny rehetra eto akory dia mifanapepo fa misy kosa ny mba tia hampandroso ny resaka eto sy te

5 sujets de 696 à 700 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: