Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 266 à 270 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #20895
    Anonyme
    Inactif

    Mba mampihomehy koa ilay hoe « famindrana ny masina ». Ianareo angaha tsy teo tao tamin’ny 1995 ? Dia mbola misy tokoa ve ny masina ?

    #20896
    Anonyme
    Inactif

    ROVA AMBOHIMANGA : ALAKAMISY 21 MEY 2009 :

    Hasaina ny FIKAMBANANA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA (Andriantompokoindrindra, Zanadralambo amin’Andrianjaka, Zanadralambo, Andrianamboninolona, Andriandranando, Andriamasinavalona, Andriamamilaza, Fivondronamben’ ny Vohitra Andriana, Hasin’Ivakinankaratra, Fianakaviambe, Ny Terak’Andrianampoinimerina, Ny Fianakavian’ ny Mpanjaka Ranavalona I, Ny Fianakavian’ ny Mpanjaka Ranavalona II ary ny Fikambanan’Andriana manerana an’i Madagasikara)

    Ho tonga eny amin’ ny ROVA AMBOHIMANGA, ny ALAKAMISY 21 MEY 2009, amin’ ny 10 Ora maraina.

    Antony:

    1. Fijerena ny zava-misy ao amin’ ny Rova Ambohimanga.
    2. Fanamafisana ny Fihavànana sy ny Firaisankina.
    3. Fiaraha-misakafo sy fifanakalozan-kevitra.

    Iangaviana mba samy hitondra sakafo sy fanalàna hetaheta sahaza azy avy ny fianakaviana tsirairay. Hilazao ny Havana rehetra!
    Dia samy ho Tahian’Andriamanitra daholo hatrany !
    Trarantitra tompoko !

    Fanazavàna: Tel: 0.33.14.810.80

    #20897
    Anonyme
    Inactif

    Ary ny Jakymena toa tsy ho amin’ny fiantsoana ?

    #20898
    Anonyme
    Inactif

    Ea ao anaty Fikambanana Andriana manerana an’ i Madagasikara !!!!

    #20899
    Anonyme
    Inactif

    Ny JakyMena mitonona sy mijoro ho JakyMena foana raha ny fahafantarako azy ka.

5 sujets de 266 à 270 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: