malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • #17326
    Anonyme
    Inactif

    ampio re ra misy maita solution inona kay no atao mba anadinina olona tinao be . le olona anefa efa tena tsy tia ahy tsony mintsy inona no atao anadinoiko azy

    #20317
    Anonyme
    Inactif

    mivoaka de manao zavatra fa tsy mijanona tsy manao ninoninona. Miasa ohatra na zay zavatra tinao hatao fa aza mijanona rery. Et ça passera avec le temps

    #20318
    Anonyme
    Inactif

    merci am valiny nomenao ahy ry za .tena marina miintsy zany fa oatra refa eto amn ecran eto za de tsy makany ny saiko merci

    #20320
    Anonyme
    Inactif

    n importe quoi!ref tiana ho adioina ny ola iray d eritrereto ze ratsy vitany d halanao ho azy iny

    #20330
    Anonyme
    Inactif

    merci reto a

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 18)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: