malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • #21015
    Anonyme
    Inactif

    soloy izy de adino e! fitia misolo fitia! msotr e!!!!!

    #21053
    Anonyme
    Inactif

    tena marina zany fa sarotra anie ny ahitana fitia e

    #21458
    Anonyme
    Inactif

    tena marina io conseil io fa zah koa hoatranao tiako be le vadiko fa zah nef tsy mahatanty itsahana de naleoko nitsodrano azy fa de nila hoa lasa adala mihintsy an ary tsy mba fotoana fohy fa de taona 2 lattsaka fa ny hanapiako anio sao de mahasoa anao mivavaka de ezahana tsaroana ireo ratsy nataony fa atsipy haingana raha miserana ao andoha ny hatsarany fa izy aloha de tena sarotra ary zah zao de ao anatiny le manao sipa to tsy mety amiko satria to maloto fa tonga de any ze ho vady no eritreretiko mahereza e

    #21504
    Anonyme
    Inactif

    merci tamin ny conseil reto a . tena enjana miintsy aloha e
    fa tena mivavaka koa tena fanafodiny

    #21956
    Anonyme
    Inactif

    misy ny atao hoe « DEVOLY MANAMBADY OLONA ».mety ho hafahafa ianao mahare izany! ny ahafantarana hoe manambady devoly ny olona iray dia matetika izy manofy manao firaisana amin’ny olona efa niaraka taminy taloha na aminolona tsy fantany akory aza.na koa aminolona itany isanandro.na ataon’ilay devoly mahatsiaro an’ny olona niaraka tamin’ny taloha foana io olona io!ianao zany dia anisny olona manambady devoly ary tsy ho afaka amin’io ianao raha tsy esory sy roahina io devoly io!betsaka ny olona manambady devoly amin’izao fotoana izao!satria io devoly io dia mampijangajanga na koa mapisaraka ny mpifankatia @ tsisy dikany na mahatonga ny olona tsy mahazo vady!mahatonga fanahin’ny fahavesarana(alahelo, areti-po, akivina…) izy io ary manakana ny olona tsy hanambady mintsy na manakorotana fiainan-tokatrano!raha mahatsapa ianao, dia te hiala @zany kanefa tsy afaka satria devoly io!indraindray dé oh misy zavatra mitempotempo ao anaty kibonao na mandehandeha!ary matetika manofy misy misafosafo ianao na misy mifanoroka @nao mintsy aza!dia izay ilay izy!raha atao délivrance ianao, dia afaka soamantsra io ary ho hitanao fa tsy alahelo zany tsony ianao!lainga ny hoe ny saina no mahafaka anzany fa tadidio ny devoly tsy miala @ herintsaina izany fa roasina vao mandeha!!raha te hafantatra betsaka kokoa ianao dia mandefasa mail @ko:stephymada@gmail.com.tahin’ny Tompo ianao!

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 18)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: